Fivavahana tao Arabia talohan' ny fivavahana silamo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fivavahana tao Arabia
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-1:
Ny '''fivavahana tao Arabia talohan'ny fivavahana silamo''' dia nahitana [[fivavahana]] amin' andriamanitra maro ([[pôliteisma]]), ny [[fivavahana kristiana]], ny [[jodaisma]] ary [[fivavahana iraniana]] maro. NyNisy politeismakoa no tena nanjaka tamin'ireo fivavahana ireo,hafa kaizay nisytsy nydia fanompoam-pivavahanabe nataompanaraka. aminNy akon'ny andriamani-dahykolontsaina syavy andriamani-bavytao isan-karazany, isanamin'izany i Humbal sy ny andriamani-bavy[[Empira al-Lātrômana]] sy Al-‘Uzzá ary Manāt, izay nanana tempoly tahaka ny [[KaabaEmpiran'i Aksoma]] aoary ny [[MakaEmpira (any Arabia Saodita)|Makasasanida]]. Ireodia andriamanitrahita ireotaratra dia tokavinatao amin'nyireo alalan'nyfianakaviambe fombafombakristiana samihafa,tao ka isanamin'izany ny fanaovanatapany [[fivahinianaavaratra masina]]andrefana sy nyavaratra fisikidianaatsinanana ary atsimon'ny fanaovana [[soronaSaikanosin'i Arabia]]. Nanjaka ny fanompoana sarivongana (fanompoan-tsampy), ka voalaza fa tao Maka fotsiny dia nahitana sarivongan' andriamanitra hatramin'ny 360.
 
== Ny pôliteisma arabo ==
Nisy koa ireo fivavahana hafa izay tsy dia be mpanaraka. Ny akon'ny kolontsaina avy tao amin'ny [[Empira rômana]] sy ny [[Empiran'i Aksoma]] ary ny [[Empira sasanida]] dia hita taratra tao amin'ireo fianakaviambe kristiana tao amin'ny tapany avaratra andrefana sy avaratra atsinanana ary atsimon'ny [[Saikanosin'i Arabia]]. Tsy dia nisy fiantraikany firy ny kristianisma, afa-tsy ny [[Nestorianisma|firehana nestoriana]] hita tao avaratra atsinanana sy tao amin'ny [[Helodrano Persika]]. Ny endriky ny kristianisma tena nanjaka dia ny [[miafizisma]] (na miafizitisma).
Ny politeisma no tena nanjaka tamin'ireo fivavahana ireo, ka nisy ny fanompoam-pivavahana natao amin'ny andriamani-dahy sy andriamani-bavy isan-karazany, isan'izany i Humbal sy ny andriamani-bavy zanany telo, dia i al-Lāt (arabo: اللات) sy i Al-‘Uzzá ary i Manāt, izay nanana tempoly tahaka ny [[Kaaba]] ao [[Maka (any Arabia Saodita)|Maka]]. Ireo andriamanitra ireo dia tokavina amin'ny alalan'ny fombafomba samihafa, ka isan'izany ny fanaovana [[fivahiniana masina]] sy ny fisikidiana ary ny fanaovana [[sorona]]. Nanjaka ny fanompoana sarivongana (fanompoan-tsampy), ka voalaza fa tao Maka fotsiny dia nahitana sarivongan' andriamanitra hatramin'ny 360.
 
=== Ireo andriamanitra telo lehibe ===
I Humbal ([[Fiteny arabo|arabo]]: هبل) no andriamanitra lehibe indrindra sady rain'ireo andriamani-bavy telo. Ny sarivongan'i Hubal izay vita tamion'ny agata mena sady niendrika olona manana tanana ankavanana volamena, dia nitsangana tao akaikin'ny Kaaba ao amin'ny tanànan'i Maka. I al-Lāt (arabo: اللات) kosa dia andriamani-bavy nivavahan'ny Arabo tao Makan, izay nanaovany sarivongana vato tao Taif. I Al-‘Uzzá (arabo: العزى , izay midika hoe "ny mahery indrindra" na "ny hery")n dia andriamani-bavin'ny fahavokarana, izay nivavahana tao Maka koa, izay ninoana fa miaro sady miantoka ny fandresena amin'ny ady ifanaovany amin'ny firenena na foko hafa fahavalony. I Manāt (arabo: مناة) no andriamanitry ny vintana, izay nanana sampy tao akaikin'i al-Mushallal any Qudayd, eo anelanelan'i [[Medina]] sy i Maka.
 
== Fivavahana hafa tao Arabia ==
 
=== Fivavahana abrahamika ===
Nisy koa ireo fivavahana hafa izay tsy dia be mpanaraka. Ny akon'ny kolontsaina avy tao amin'ny [[Empira rômana]] sy ny [[Empiran'i Aksoma]] ary ny [[Empira sasanida]] dia hita taratra tao amin'ireo fianakaviambe kristiana tao amin'ny tapany avaratra andrefana sy avaratra atsinanana ary atsimon'ny [[Saikanosin'i Arabia]]. Tsy dia nisy fiantraikany firy ny kristianisma, afa-tsy ny [[Nestorianisma|firehana nestoriana]] hita tao avaratra atsinanana sy tao amin'ny [[Helodrano Persika]]. Ny endriky ny kristianisma tena nanjaka dia ny [[miafizisma]] (na miafizitisma).
 
Ny Saikanosin'i Arabia dia nandray koa ireo [[Jiosy]] mpifindra monina hatramin'ny vanimpotoana rômana, izay nampianan'ireo mponina tompon-tany izay niova ho amin'ny jodaisma.
 
=== Ny fivavahana iraniana ===
Ny akon'ny kolontsaina avy ao amin'ny Empira sasanida dia vokatry ny fisian'ireo fivavahana iraniana tao amin'ilay saikanosy. Ny [[zôrôastrisma]] dia hita tao amin'ny tapany atsinanana sy atsimon'i Arabia. Hita tany koa ny [[manikeisma]].