Andriamanitra (finoan-drazana malagasy): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanova ny fehin-teny fanehoana
Andalana faha-1:
{{Vangovango|Finoana}}
Amin'ny [[Ntaolo]] malagasy dia atao hoe ''Andriamanitra'andriamanitra'''<ref name="approches"><small>Lupo Pietro''',''' ''Dieu dans la tradition malgache. Approches comparées avec les religions africaines et le christianisme'', Fianarantsoa-Paris, Edition Ambozontany et Kartahala, 2006, 189p. ([http://books.google.co.uk/books?hl=en&lr=lang_en%7Clang_fr%7Clang_de&id=KJnOzUtVYl8C&oi=fnd&pg=PA157&dq=malgache+pluriel&ots=-OppKm0XE5&sig=5mvzEtIOcFHtjKxQjU3uyNdnHmc#v=onepage&q=zanahary&f=false Vakio eto])</small></ref> na '''Zanaharyzanahary''', amin'nyno [[Malagasy]]ilazany diaireo anaranafanahy ilazanamanana zavatrahery (fanahy,sy nafahalalana hafa)ary hasina ambony tsylavitra misynoho toany azy.an'ny Anaranafanahy tenahafa sy ny fampiasanan'ny Malagasyzavaboary ireorehetra. anaranaAmin'izy roaireo zanahary ireo, arydia aminijnoan'ny fombaNtaolo marony nofisian'ny ampiasanairay izay antsoiny hoe '''Zanahary''' na '''Andriamanitra''' azyfotsiny, sadyizay miovalehibe arakanoho nyindrindra noho amin'ireo andriamanitra ireo, sady mpahary, fitenimmanam-paritrapahefana nyhanome fombana filazanahanaisotra ny [[Aina|ain]]'ny azyzavamananaina.
 
Tamin'ny nifampikasohan'ny kiolontsain'ny Ntaolo malagasy amin'ny kolontsaina [[Finoana silamo|silamo]] dia inaetry voninahitra tsy ho andriamanitra ireo andriamanitra maro hafa ninoan'ny Malagasy, ka i Zanahary na [[Andriamanitra tokana]] ihany no andriamanitra. Mbola hita taratra ao amin'ireo fedrà sy fomba fiteny nolovana tamlin'ny Ntaolo malagasy anefa ny finoan'ny ny fisian'ny andriamanitra maro sy ny fahafahan'ny fanahy hafa, isan'izany ny fanahin'ireo razana, ho lasa andriamanitra. Maro noho izany fivoaran'ny finoan'ny Malagasy izany ny mpanoratra mivoy ny maha tokana ny andriamanitra nivavahan'ny Ntaolo malagasy, na dia fantatra fa tsy vahoaka lino andriamanitra tokana avoloa no nipoiran'ny razamben'ny Malagasy.
 
Ny ankamaroan'ireo vahoaka nitondra ny kolontsainy teto Madagasikara (ny Afrikana, ny Arabo, ny Indiana, sns) no mivavaka amin'andriamanitra maro. Ohatra, maro amin'ny [[fivavahan-drazana afrikana]], ohatra, no mino ny fisian'ny andriamanitra maro. Fantatra koa fa ny [[Arabo (olona)|Arabo]] talohan'ny nisian'ny fivavahana silamo dia nivavaka tamin'andriamanitra maro. Ny Indiana koan afaè-tsy ireo Silamo na Kristiana ohatra, dia mivavaka amin'andriaanitra maro.
 
Noho izany rehetra izany dia miodina eo anelanelan'ny [[Monoteisma|fivavahana amin'andriamanitra tokana]] sy [[Politeisma|amin'andriamanitra maro]] ny Mlagasy mandala ny [[fivavahan-drazana malagas]]<nowiki/>y. Izany no mahatonga ny mpanoratra sasany te haneho ny maha tokana ny andriamanitra nivavahan'ny Ntaolo malagasy hihevitra fa ireo andriamanitra heno amin'ny fitenenana na fitokavana dia fisehoan'ilay andriamanitra tokana, dia i Zanahary na Andriamanitra, fa tsy tena andriamanitra.
 
== Ny anarany ==
Ligne 30 ⟶ 36 :
Ny mpanoratra Razafintsalama dia mitanisa ny toetra sy ny asan'Andriamanitra araka ny fiteny sy ny finoan'ny Ntaolo malagasy: Andriamanitra no mandahatra<ref><small>Razafintsalama A., 1998, ''Tari-dalana ho enti-manadihady ny finoana sy ny fomba Malagasy'', Antananarivo, Librairie Md. Paoly, p. 68)</small></ref>, mahita ny miafina izy, mpamaly ny soa sy ny ratsy izy <ref><small>Razafintsalama A., 1998, ''Tari-dalana ho enti-manadihady ny finoana sy ny fomba Malagasy'', Antananarivo, Librairie Md. Paoly, p. 75.</small></ref>, izy no mahary ny aina, izy no nanome manokana ny vary, izy no nanome ny ody sy ny sampy, izy no manome ny tany sy ny fanjakana<ref><small>Razafintsalama A., ''Tari-dalana ho enti-manadihady ny finoana sy ny fomba Malagasy'', Antananarivo, Librairie. Md. Paoly, 148 p. 1998, pp.70-73.</small></ref>
 
Lavitra sy masina loatra Andriamanitra ka ilaina ny mpanelanelana eo aminy sy ny olombelona, ka isan'ireo mpanelanelana ireo ny [[Vazimba]], ny [[Razana (finoana malagasy)|razana]], ny mpanjaka niamboho, sns<ref><small>Decary R., ''Mœurs et culture des malgaches'', Paris, Payot, 1951, p. 232.</small></ref>. Ny razana no ahazoan'ny velona ny hasina avy amin'Andriamanitra<ref><small>Evers S., ''Constructing History, Culture and Inequality: The Betsileo in the Extreme Southern Highlands of Madagascar'', Leyde, Brill, 2002, p. 153.</small> </ref>. Mpanelanelane koa ny [[mpisorona]] sy ny [[ombiasa]].
 
=== Andriamanitra sy Zanahary maro sa tokana? ===
Ligne 57 ⟶ 63 :
Amin'ny mpanoratra sasany toa an'i Dahl dia fomba fiteny fotsiny izany fa tsy manafangaro an'Andriamanitra amin'ny razana ny Malagasy<ref><small>Dahl O., ''Meanings in Madagascar: Cases of Intercultural Communication'', Westport (Usa), Greenwood Publishing Group, 1999, p. 34.</small></ref>.
 
=== Hevitry ny mpikaroka ny kolontsaina nentin-drazana malagasy ===
==== Ao amin'ireo ohabolana sy fitenenana momba an'Andriamanitra na an'i Zanahary ====
Tsy mitovy hevitra ny mpikaroka. Ny sasany manaiky ny finoan'ny Malagasy ny fisian'ny Zanahary na Andriamanitra maro ([[politeisma]]) fa ny sasany indray mifanohitra amin'izany ka milaza fa tokana ny Andriamanitra inoan'ny Malagasy ntaolo fa tsy maro.
Ahafaha-mitaratra ny finoan'ny Ntaolo malagasy ny toetra sy ny asan'Andriamanitra koa ny ohabolana sy fitenenana maro iresahany ny amin'Andriamanitra, araka ny hita manaraka eto:
 
==== Monoteisma malagasy ====
I Petro Lupo, ohatra, dia manohana ny [[monoteisma]] malagasy (ao amin'ny boky nosoratany mitondra ny lohateny hoe: ''Dieu dans la tradition malgache. Approches comparées avec les religions africaines et le christianisme''). Toraka izany koa ny hevitr'ireo mpanohana ny fananan'ny Ntaolo malagasy kolontsaina jiosy na hebreo, na ny an'ireo mpitory teny kristiana te hampanaiky ny Malagasy ny efa nahafantaran'ny razany amin'ny fomba tsy tonga lafatra an'[[Andriamanitra (tokana)|Andriamanitra]] tokana.
 
==== Politeisma malagasy ====
I Robert Jaovelo-Dzao kosa miaiky ny politeisma malagasy (ao amin'ny boky nosoratany mitondra ny lohateny hoe: ''Mythes, rites et transes à Madagascar: angano, joro et tromba Sakalava''). Misy ireo mitsofoka anelanelany ka milaza fa tokana ny Andriamanitra ninoan'ny Ntaolo malagasy nefa indraindray miseho amin'ny endrika maro mba hanatanteraka ny asa tiany hatao.
 
==== Ao amin'ireo ohabolanaOhabolana sy fitenenana momba an'Andriamanitra na an'i Zanahary ====
Ahafaha-mitaratra ny finoan'ny Ntaolo malagasy ny toetra sy ny asan'Andriamanitra koa ny ohabolana sy fitenenana maro iresahany ny amin'Andriamanitra, araka ny hita manaraka eto:
 
==== Ohabolana sy fitenenana momba an'Andriamanitra ====
*''Aleo meloka amin'olombelona, toy izay meloka amin'Andriamanitra.''
*''Andriamanitra mby an-trano. (Ilazana ny hazavan'ny masoandro miditra ao an-trano na ny fahasoavana tonga tsy ampoizina)''
Ligne 71 ⟶ 87 :
*''Aza manao vava azon'Andriamanitra.''
*''Aza mandidy alohan'Andriamanitra toy ny mpanotrika akoho.''
*''Aza ny lohasaha mangina no jerena, fa Andriamanitra an-tampon, 'ny loha.''
*''Boka miteraka (mitoraka) Alahamady, ka hitan'Andriamanitra ny tarehiny.''
*''Mandeha irery, sahalain'Andriamanitra; mandeha roa, sahalain'olombelona.''
Ligne 77 ⟶ 93 :
*''Rafotsibe mita rano: izay hahasoa ataovin'Andriamanitra, na ho rendrika, na ho tafita.''
*''Vodi-varin' Andriamanitra ny olona, ka izay tiany halaina no alainy, ary izay tiany avela no avelany.''
*''Lavo an-tany marina, solafaka nomen-tehina : tsy antena namono fa Zanahary.''
*''Ny tany vadiben'i Zahanary: mihary ny velona, manotrona ny maty.''
 
==== Ohabolana sy fitenenana momba an'i Zanahary ====
=== Hevitry ny mpikaroka ny kolontsaina nentin-drazana malagasy ===
Tsy mitovy hevitra ny mpikaroka. Ny sasany manaiky ny finoan'ny Malagasy ny fisian'ny Zanahary na Andriamanitra maro ([[politeisma]]) fa ny sasany indray mifanohitra amin'izany ka milaza fa tokana ny Andriamanitra inoan'ny Malagasy ntaolo fa tsy maro.
 
* ''Andriamanitra tsy omen-tsininy, Zanahary tsy omem-pondro, fa ny olombelona no be siasia.''
==== Monoteisma malagasy ====
* ''Andriamanitra nahary tongotra aman-tanana.''
I Petro Lupo, ohatra, dia manohana ny [[monoteisma]] malagasy (ao amin'ny boky nosoratany mitondra ny lohateny hoe: ''Dieu dans la tradition malgache. Approches comparées avec les religions africaines et le christianisme''). Toraka izany koa ny hevitr'ireo mpanohana ny fananan'ny Ntaolo malagasy kolontsaina jiosy na hebreo, na ny an'ireo mpitory teny kristiana te hampanaiky ny Malagasy ny efa nahafantaran'ny razany amin'ny fomba tsy tonga lafatra an'[[Andriamanitra (tokana)|Andriamanitra]] tokana.
* ''Zanahary nahary tongotra aman-tanana.''
 
* ''Lavo an-tany marina, solafaka nomen-tehina : tsy antena namono fa Zanahary.''
==== Politeisma malagasy ====
* ''Ny ampitso tsy mba azo faritana fa an-Janahary.''
I Robert Jaovelo-Dzao kosa miaiky ny politeisma malagasy (ao amin'ny boky nosoratany mitondra ny lohateny hoe: ''Mythes, rites et transes à Madagascar: angano, joro et tromba Sakalava''). Misy ireo mitsofoka anelanelany ka milaza fa tokana ny Andriamanitra ninoan'ny Ntaolo malagasy nefa indraindray miseho amin'ny endrika maro mba hanatanteraka ny asa tiany hatao.
* ''Ny iray volavolain-Janahary, ny iray volavolain' olombelona.''
* ''Ny tany vadiben'i-Janahary Zahanary: mihary ny velona, manotrona ny maty.''
* ''Petak' orona sy dondon-kandrina : ny iray iva tsy anomezan-tsiny, ny iray avo tsy anomezam-pondro, fa izay vitan-Janaharyifaliana.''
* ''Ranomason-Janahary ny harena : zay ilatsahany mahazo anazy.''
* ''Tarehy ratsy nataon-Janahary, ka tsy vanon-kisaronan-doha.''
* ''Vita ratsy karaha Zanahary nanano voay.''
 
== Jereo koa ==