Taôisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Filôzôfia sinoa
(Tsy misy mahasamihafa)

Endrik'io pejy io tamin'ny 27 Jiona 2020 à 11:13

Ny taôisma dia sady fivavahana no filôzôfia izay iray amin'ireo andrin'ny filôzôfia sinoa, ka ny roa hafa dia ny kônfosianisma sy ny bodisma, izay miorina amin'ny fisian'ny foto-javatra niandohan'ny zavatra rehetra, atao hoe Taô. Ny taôisma dia atao hoe dàojiào, izay midika hoe "fampianarana ny lalana") amin'ny teny sinoa. Avy amin'ny kolontsaina sinoa tranainy no misy ny fototry ny taôisma, izay miorina amin-dahatsoratra, ka isan'izany ny Tao Tö King nposoratan'i Lao Tseu, ny Lie Tseu sy ny Zhuāngzǐ nosoratan'i Tchouang Tseu. Miseho amin'ny alalan'ny fanao izay nisy akony teo amin'ny fiainan'ny mponina any amin'ny Farany Atsinanana, eny fa na hatrany Andrefana koa aza tamin'ny taonjato faha-20.