Prayagraj: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-7:
|velarantany=63.07
|isam-ponina=1216719
|ben'ny tanàna=Abhilasha Gupta <ref name
}}
 
I '''Prayagraj''', izay fantatra ihany koa amin'ny anaranay taloha hoe '''Allahabad''', dia tanàna ao amin'ny faritanin'i [[Uttar Pradesh]], ao [[India]], renivohitry ny faritany mizaka tenan'i Uttar Pradesh. Ny kaodim-paositratanànan'i Allahabad dia 211001-18tanâna fahadimy lehibe indrindra ao amin'ilay faritany.
 
Tsy lavitry ny ''Triveni Sangam'' ("Telo Vinanin'ny [[Ganga]], [[Yamuna]] ary [[Sarasvati]]"), izany toerana masina ho an'ny finoana hindo ka inoana fa manadio hota ary manafaka amin'ny fiterahana mitsingerina ny fisasana ao. Amin'ny maha toerana masina ilay Triveni Sangam dia toerana tsara anaovana sorona ny any. Prayagraj taloha dia nantsoin'ny mpitondra [[Kuru]] an'i Kaushambi (izay efa distrika mitokana ankehitriny) ary nataony ho renivohiny. Nanomboka teo dia ivon-toerana ara-politika, ara-kolontsain'ny faritra Doab ilay tanàna. Tamin'ny taonjato faha-17 dia renivohi-paritra tao amin'ny Empira Môgôly Allahabad tamin'ny naha-panjaka an'i Jahangir.<ref>Pletcher, Kenneth. The Geography of India: Sacred and Historic Places. The Rosen Publishing Group. p. 128. ISBN 978-1-61530-142-3.</ref>
 
== Jeografia ==
 
Ny kaodim-paositra dia 211001-18.
 
Ny haavon'ilay tanàna amin'ny haavon-dranomasina dia 98 metatra.
Ny laharam-pehintaniny ary ny laharan-jarahasiny dia : 25.45° Avaratra ary 81.85° Atsinanana.