Jiosy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanao fanitsiana
Andalana faha-1:
[[Sary:Sefer Torah.JPG|vignette|377x377px]]
Ny '''[[Jiosy]]''' na [[Jiosy|'''Jody''']] dia ireo [[Zanak'i Israely]] niaina taorian'ny [[fahababoana tany Babilona|fahababoana tany Babilôna]], na ny olona manaraka ny fivavahana [[jodaisma]]. [[Isiraely|Israely]] no tany fiavian'ny Jiosy sy ny jodaisma. Araka ny [[Baiboly]] dia nomen'i [[Yahweh|Iahveh]] [[Andriamanitra]] azy ireo io tany io. Taty aoriana anefa dia niparitaka eran-tany ny Jiosy nefa tafaverina tao Israely indray ny sasany aminy ka nanorina ny Fanjakan'i [[Isiraely|Israely]] ankehitriny. Miisa any amin'ny 14 000 000 ny Jiosy amin'izao.
 
== Fiforonan-teny ==
Roa ny [[teny malagasy]] voakasika eto dia ny hoe ''Jiosy'' sy ny hoe ''Jody''. Ny [[Fiteny malagasy|teny malagasy]] hoe ''Jiosy'', izay ampiasain'ny [[Protestantisma eto Madagasikara|ProtestantaPrôtestanta malagasy]], dia tsy fanagasiana avy hatrany avy amin'ny [[teny hebreo]] na grika fa avy amin'ny [[Fiteny anglisy|teny anglisy]] hoe ''Jews'' na ''Jewish'' izay vakina hoe /dʒuːz/ sy /dʒu:iʃ/. Ity indray dia avy amin'ny [[Fiteny frantsay|teny frantsay]] tranainy hoe ''Giu'' izay mbola avy amin'ny teny frantsay talohan'io hoe ''Juieu.'' Io indray dia avy amin'ny [[teny latina]] hoe ''Iudaeus.''
 
Ny teny malagasy hoe ''Jody'', izay ampiasain'ny [[Eglizy Katolika Apostolika Romana (Madagasikara)|KatolikaKatôlika malagasy]], dia avy amin'ny [[Fiteny latina|teny latina]] hoe ''Iudaeus''. Ny teny latina hoe ''Iudaeus'' dia avy amin'ny [[teny grika]] hoe ''Ἰουδαῖος'' / ''Ioudaios'' (''Ἰουδαῖοι'' / ''Ioudaioi'' raha milaza maro) izay fandikana ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]] hoe יהודי /''Yehudhi'' (na יְהוּדִים / ''Yehudhim'' raha milaza maro).
 
Ny [[Baiboly protestanta amin'ny teny malagasy|Baiboly prôtestanta amin'ny teny malagasy]] dia mampiasa ny hoe ''Jiosy'' fa ''Jody'' kosa ny ao amin'ny [[Baiboly katolika amin'ny teny malagasy]].|Baiboly Izany hoekatôlika amin'ny teny malagasy no ahitana io fahasamihafan'endri-teny io]]. I [[Jodea]] (na Jodia) dia atao hoe ''Iudaea'' amin'ny teny latina, ''Ἰουδαία'' / ''Ioudaía'' amin'ny teny grika, ary יְהוּדָה‎ / ''Yehuda'' aimnamin'ny teny hebreo.
 
== Ny fivavahana jiosy: ny jodaisma ==
[[Sary:Menora.svg|vignette|172x172px|Menorà (jiorojiro fito rantsana)]]
Ny [[jodaisma]] nano finoanafivavahan-drazan'ny jiosyJiosy, diaizay finoanafivavahana [[Monoteisma|monoteista]], izany hoe mino Andriamanitraandriamanitra iray ihanytokana, ary YHWH no anarany. Io anarana io anefa, araky ny finoanafinoan'izy Jiosyireo, dia masina loatra ka tsy azo tononina, ka izany no mahatonga ireo Jiosy miteny hoe ''Adonay'' ("Tompo") na ''HashemHaShem'' ("ilay anaranaAnarana") rehefa miresaka na mivavaka. NyMino ny Jiosy dia mino fa iray ihany Andriamanitra, ka noho izany tsy manaiky ny [[Trinite]] kristiana izy. Ny teny masin'ny Jiosy dia ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]].
 
=== Ny Sabata sy ny andro tokony ho tandremana ===
 
==== Ny Sabata ====
Ny Sabata, izay atao hoe שָׁבַת / ''Shabbat'' amin'ny teny hebreo, dia andro fitsaharana izay mifanandrify amin'ny andro fahafito amin'ny herinandro jiosy, izany hoe ny [[Asabotsy]]. Araka ny voalaza ao amin'ny [[Baiboly]] dia nasain' Andriamanitra notandreman'ny [[Zanak'i Israely]] ny andro Sabata. Zava-dehibe indrindra ao amin'ny jodaisma ny andro Sabata ka hajain'ny Jiosy fatratra. Ny olona tsirairay dia tokony hampitsahatra na hampihena araka izay azo atao ny asa rehetra amin'ny andro Sabata mba hifantohany amin'ny fikarakarany ny fianakaviany sy ny ankohonany. Andro tsy fiasana ara-panjakana ny andro Sabata ao amin'ny [[Israely|Fanjakan'i Israely]] ka mahazo ny trano fivarotana sy ny fitaterana izany.
 
==== FankalazanaIreo fankalazana lehibe ====
[[Sary:Women at kotel.jpg|vignette|187x187px|Vehivavy jiosy etiopiana eo amin'ny Rindrin'ny Fitomaniana ]]
Ny ''[[Pesakh]]'' (hebreo: פֶּסַח) io no [[Paska jiosy]]; ahatsiarovana ny nandalovan'ny fahafatesana eny ambonin'ny tranon'ireo JiosyHebreo tany Ejipta ka tsy nahafaty ny voalohan-terany sady ahatsiarovana koa ny fivoahan'ny razany avy tamin'ny fanandevozana tany Ejipta; ankalazina manomboka amin'ny faha-15 hatramin'ny 22faha-22n'ny volana ''[[Nisana (volana hebreo)|Nisan]].'' ao amin'ny [[tetiandro hebreo]] io fety io.
 
Ny ''[[Shavuot]]'' (hebreo: שבועות "herinandro"), naizay ataon'ny Kristiana hoe [[Pentekosta jiosy|PentekostaPentekôsta]] na Pentekôty dia ankalazana ny fijinjana ny varimbazaha sy ahatsiarovana ny nanomezan' Andriamanitra ny [[Torah]] (ireo boky dimy voalohany ao amin'ny Baiboly) tany an-[[tendrombohitra Sinay]] (na Sinaia); ankalazaina amin'ny 6faha-6n'ny volana ''[[Sivana (volana hebreo)|Sivan]].''
 
Ny ''[[Sukkot]]'' (hebreo: חַג הַסֻּכּוֹת / ''Hag ha-Sukkot'' "fetin'ny trano lay" na "[[fetin'ny tabernakely]]"); dia ahatsiarovana an-kafaliana ny nanampian' Andriamanitra ny [[Zanak'i Israely|Zanak'i Isiraely]] tamin'ny nivoahany avy any Ejipta, ahatsiarovana ny fivahiniana mandritra ny 40 taona tany an-tany efitra taorian'ny fivoahanafivoahan'ny Hebreo avy tany EgiptaEjipta, aryyary iravoravoana amin'ny fahataperan'ny tsingerin'ny fotoam-pambolena amin'ny taona; ankalazaina manomboka amin'yny faha-15 hatramin'ny faha-21 (na faha-22) ao amin'ny volana ''[[Tisry (volana hebreo)|Tishri]].'' io fety io.
 
=== Ny Soratra Masin'ny jodaisma ===
 
==== Ny TorahLalàna ====
Ny ''[[Torah]]'' (hebreo: תּוֹרָה "Lalàna") dia fitambaran’ireo boky dimy voalohany ao amin'ny Baiboly hebreo ([[Tanakh]]). Ny fitambaran’ireo no amin’nymamorona ilay ataon'ny Kristiana hoe [[Pentateoka]] na [[Boky dimin'i Mosesy|Boky dimin’i Mosesy]] ao amin’ireo asa soratra kristiana (dia ny [[Genesisy]] na Jenezy, ny [[Eksodosy]] na Eksaody, ny [[Levitikosy]] na Levitika, ny [[Nomery]] na Fanisana ary ny [[Deoterronomia]] na Deoterônômy). Mino ny Jiosy fa nomen' Andriamanitra an'i [[Mosesy]] (hebreo: ''Mosheh'') ny Torah. Misy didy 613 ao anatin'ny Torah. Anisan'ireny didy ireny ny fifadiana ireo biby tsy mivaky kitro sy ny trondro tsy misy kirany.
 
==== Ny Mpaminany ====
Ny Jiosy dia mino fa nomen'Andriamanitra an'i [[Mosesy]] (hebreo: ''Mosheh'') ny [[Torah]] (midika hoe "lalàna"). Misy didy 613 ao anatin'ny Torah. Anisan'ireny didy ireny ny fifadiana ireo biby tsy mivaky kitro sy ny trondro tsy misy kirany. Ny andro masin'ny Jiosy dia ny [[Sabata (jiosy)|Sabata]] (שבת / ''Shabbat'' amin'ny teny hebreo izay midika hoe "fitsaharana"), izany hoe ny andro [[Asabotsy]].
Ny ''[[Nevi'im]]'' na ''Nebi'im'' (hebreo: נְבִיאִים‬ "Mpaminany") dia ilazàna ireo boky mamorona ny fizaràna faharoa ao amin’ny Baiboly hebreo. Mizara roa ny ''Nevi'im'', dia ny ''Nevi'im rishonim'' ("mpaminany taloha") sy ny ''Nevi'im aharonim'' ("mpaminany taoriana"). Ny Mpaminany taloha dia ireo boky ataon'ny Kristiana hoe [["boky ara-tantara]]" fa ny Mpaminany taoriana kosa mifanandrifindrify amin'ireo ataon'ny Kristiana hoe "[[Bokin'ny mpaminany]]".
 
==== Ny Mpaminany sy ny Soratra ====
Ny ''Nevi'imKetuvim'' na ''Nebi'imKetubim'' (hebreo: נְבִיאִים‬כְּתוּבִים "MpaminanySoratra") dia ilazàna ireofitambaran’ireo boky izayiraika ambin’ny folo mamorona ny fizaràna faharoafahatelo sady farany ao amin’ny Baiboly hebreo (atao hoena [[Tanakh]]). Mizara roaIsan'izany ny [[Bokin'ny Salamo]] sy ny [[Bokin'Nevi'im'',ny diaOhabolana]] sy ny ''Nevi'imboky rishonimtoy ny [[Bokin'i Daniela|an'i Daniela]] ("mpaminanyna taloha"Daniely) sy ny [[Bokin''Nevi'imi aharonim'Estera|an'i ("mpaminany taoriana")Estera]].
 
Ny ''Ketuvim'' na ''Ketubim'' (hebreo: כְּתוּבִים "Soratra") dia fitambaran’ireo boky iraika ambin’ny folo mamorona ny fizaràna fahatelo sady farany ao amin’ny Baiboly hebreo (na [[Tanakh]]).
 
== Ny vahoaka jiosy ankehitriny ==
Ligne 42 ⟶ 41 :
=== Iza no Jiosy? ===
[[Sary:Jews china.jpg|vignette|215x215px|Jiosy any Sina tamin'ny fiandohan'ny taonjato faha-20. ]]
"? מיהו יהודי" / ''Mihu yehudi ?'' ("Iza no Jiosy?"). Ankehitriny na ny hoe ''Jiosy'' na ''Jody'' dia teny enti-manondro indrindra ireo mponina tao [[Jodea]] (na Jodia) tamin'ny andron'i [[Jesosy|Jesoa]] na ireo olona mpivavaka amin'ny [[jodaisma]]. Zavatra roa samy hafa ireo, nefa mifampiankina, satria misy ny Jiosy noho ny firenena niaviany, mety ho [[KristianinaJiosy kristiana|Kristiana]] na tsy mivavaka ireo; nefa misy koa ny Jiosy noho ny fivavahany. Ny dikany voalohany anefa no hita ao amin'ny [[Baiboly]]. Ny Lalàna israeliana ankehitriny dia mamaritra ny atao hoe Jiosy ho olona nateraka reny jiosy na olona niova finoana ho amin'ny jodaisma<ref name=":1"><small>[https://web.archive.org/web/20131021112918/http://www.icsresources.org/content/curricula/ReligiousOrEthnic.pdf "Are Jews a Religious Group or an Ethnic Group?"] (PDF). Institute for Curriculum Services''.''</small></ref>.
 
Tsy afangaro izany ny hoe ''Jiosy'' (na ''Jody'') sy ny hoe ''[[Israelita]]'' ary ny hoe ''[[Israelianina|Israeliana]]''.
Ligne 49 ⟶ 48 :
 
==== Ny Jiosy sefarada ====
Ny [[Jiosy sefarada]] dia ireo Jiosy tamin'ny [[Andro Antenantenany]] nonina tao amin'ny [[saikanosy Iberika]] ([[Espaina]] indrindraindrindra) sy tao [[Afrika Avaratra]] ary ny taranak'izy ireo. Nitsoaka avy ao amin'ny saikanosy Iberika izy ireo tamin'ny taona 1492 noho ny fanenjehan'ny Kristiana nankany [[Afrika Avaratra]] sy tany amin'ireo fari-tany any atsinanana amin'ny [[Fanjakana otomàna|EmpiraoEmpira tomànaotomàna]], avy eo nisy koa ny nifindra fonenana tany tany [[Frantsa]], tany [[Nederlandy|Holanda]], tany [[Angletera]], tany [[Italia]], tany amiamin'ireony [[Balkana|Balkàna]], sns. Manana ny fiteniny manokana ny Sefarada, dia fiteny vokatry ny fifangaroan'ny [[fiteny hebreo]] sy ny [[fiteny kastilàna]], atao hoe [[fiteny ladino]].

Anondroana ireo Jiosy avy any Afrika Avaratra sy avy any [[Atsinanana Akaiky]] miteny [[Fiteny arabo|arabo]] sy [[Fiteny persana|persàna]] sady tsy manana fifandraisana ara-pirazanana amin'ireo Jiosy ao amin'ny faritra eoropeanaeorôpeana koa ny teny hoe ''Sefarada''. Ireo Jiosy avy any India dia kilasina ho Sefarada<ref name=":3" />.
 
==== Ny Jiosy askenazy ====
Ny [[Jiosy askenazy]] dia ireo Jiosy tamin'ny [[Andro Antenantenany]] nonina tao [[Eoropa Avaratra|Eorôpa Avaratra]], ary koasy ny tarananytaranak'izy ireo na dia tsy mipetraka amin'io faritra io aza. Rehefa noroahina sy nenjehina ny Jiosy askenazy dia nifindra fonenana mankany atsinanana, any [[Polonia|Pôlônia]] sy any [[Litoania]] ary any [[Rosia]] tamin'ny taonjato faha-15 sy faha-16. Maro amin'ny Jiosy askenazy ny nifindra monina tanyany [[Amerika Avaratra]] sy tanyany [[Isiraely|Israely]] tamin'ny taonjato faha-19 sy faha-20. Miteny amin'ny fiteny vokatry ny fifangaroan'ny fiteny hebreo sy ny [[Fiteny alemana|fiteny alemàna]] atao hoe [[fiteny idisy]] ny Askenazy.
 
=== Ny foko jiosy hafa ===
Ligne 58 ⟶ 59 :
 
==== Ny Jiosy samaritana ====
Ny [[Samaritana]] dia isan'ireo vahoaka milaza fa taranak'ireotaranaky ny [[Foko folo very|foko verin'i Israely]]. Misy ny Jiosy mitsipaka izany nefa misyao koa ireo Jiosy mihevitra ny maha azo ekena an'izany. Be mpanaraka ny petra-kevitra izay manohana fa ny 80%n'ny mponina tao amin'ny [[Fanjakan'i Samaria]] dia nanohy ny fonenany tao ihany fa tsy natao sesitany (jereo: [[Fahababoana asiriana]]), ka ireo no nanjary Samaritana (amin'ny dikan'io teny io ara-pivavahana) araka ny ambaran'ny [[Bokin'ny Mpanjaka]]<ref><small>Israël Finkelstein, Neil Asher Silberman, ''La Bible dévoilée, Les nouvelles révélations de l'archéologie,'' 2002, p. 256.</small></ref>.
[[Sary:Israeli Bene Israel.jpg|vignette|187x187px|Fanambadiana Bene Israely]]
 
==== Ny Bene Israely ====
Ny [[Bene Israely]] dia Jiosy nifindra monina any [[India]] efa hatry ny ela. Araka ny lovantsofin'ny Bene Israely, ny razamben'izy ireo dia nifindra tany India ka nifangaro tsikelitsikelytsikelikely tamin'ny vahoaka manodidina, nefa nihazona ny fomba mampiavaka ny Jiosy<ref><small>Weil, Shalva (2009) [2002]. "Bene Israel Rites and Routines". In Weil, Shalva (ed.). ''India’s Jewish Heritage: Ritual, Art and Life-Cycle''(3rd ed.). Mumbai: Marg Publications. pp. 78–89.</small></ref>. Tamin'ny taona 1964 dia nanambara ny fikambanan'ny [[raby]] ao Israely fa Jiosy tanteraka ny Bene Israely <ref><small>Weil, Shalva (2008). "Jews in India". In Ehrlich, M. Avrum (ed.). ''Encyclopedia of the Jewish diaspora : origins, experiences, and culture''.'''3'''. ABC-CLIO. pp. 1204–1212. ISBN <bdi>978-1-85109-873-6</bdi>.</small></ref>. Ireo Jiosy avy any India ireo dia kilasina ho [[Sefarada]]; nikambana tsara tamin'ny vahoaka sefarada ao Israely izy ireo<ref name=":3"><small>[https://web.archive.org/web/20101011172532/http://indiandiaspora.nic.in/diasporapdf/chapter9.pdf "Report of the High Level Commission on the Indian Diaspora"] (PDF). Indian Diaspora. Tahiry tamin'ny 11 Oktobra 2010. Notsidihina tamin'ny 10 Agostra 2018.</small></ref>.[[Sary:Flickr - Government Press Office (GPO) - Memorial ceremony for Ethiopian immigrants at Har Tayasim..jpg|vignette|189x189px|Jiosy etiopiana]]
 
==== Ny Beta Israely ====
Ligne 71 ⟶ 72 :
 
== Ireo vahoaka hafa mitaky ny maha Jiosy azy ==
Maro ny vahoaka eto an-tany izay milaza fa Jiosy na [[Hebreo (mponina)|Hebreo]] (ohatra ny foko sasany ao [[Etiopia]]<ref><small>Lisa Anteby-Yemini, ''Les juifs éthiopiens en Israël'', C.N.R.S., 2004 (<nowiki>ISBN 2271062055</nowiki>), p. 25.</small></ref> sy any [[Sina]]<ref><small>[http://soued.chez.com/chine.htm "Tribus perdues et retrouvées - Les Juifs de Kaifeng"] [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Fwww.chez.com%2Fsoued%2Fchine.htm tahiry]]</small> </ref> ary ny mainty hoditra sasany any [[Etazonia]]<ref><small>[https://religiousmovements.lib.virginia.edu/nrms/blackjews.html "Black Jews"] [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Freligiousmovements.lib.virginia.edu%2Fnrms%2Fblackjews.html tahiry]], The Religious Movements Homepage Project an'ny Oniversiten'i Virjinia [tahiry]</small></ref>) na dia tsy fantatry ny olona maro sady mety tsy hinoany na mety ho diso tokoa aza izany, ka isan'izany ny [[Madagasikara|Malagasy]] sasany (na rehetra), dia ireo olona na foko na fikambanana miaiky ny tenany na heverin'ny sasany fa taranaka jiosy na jody eto Madagasikara<ref><small>[https://www.facebook.com/etp.madagascar/posts/-international-conference-on-jewish-roots-in-madagascar-80-of-malagasy-have-jewi/1082100958500051/ "International conference on Jewish Roots in Madagascar: "... 80% of Malagasy have Jewish origins"]</small> </ref><ref><small>[http://searchprivacy.co/trf?&edv=pj9Hs_n9RtQotyZg3x_VQA%3D%3D&o=0B2ueHAqX2WmKHpY2dYD6hyyiz8JzYN2Ym3ur8FhMOUC7F4Ex6fSrr6DAfaywfDQLNz9mokK1V53phiVmFTU9NLr52sm356stsmOlTYU6GJdzDCgs8BBjKICKBMUN3GklYrF49YVLl_HjIXY0SxEBVkO8LbF8SXn5JTXITYy7olPibwm8wPItWLIAzEaOrF "Report on Madagascar by WRF Member Ndriana Rabarioelina"]</small></ref>.
 
=== Vahoaka any Azia ===
Ligne 77 ⟶ 78 :
 
==== Ny Pastona ao Afghanistàna sy Pakistàna ====
Ny [[Pastona]] (''Pashtun'') dia [[vahoaka iraniana]] betsaka miozolmana avy any [[Afganistana|Afganistàna]] sy [[Pakistàna]], izay manaraka kolontsaina sy fomba fivavahana azy manokana sady efa nisy talohan'ny fidiran'ny [[finoana silamo]], dia ny [[pastoaly]] (''pashtuwali''). Ny fiheverana ny [[Fiavian'ny Pastona|Pastona ho taranak'ireotaranaky ny foko folon'i Israely very]] dia tsy mbola voaporofo ara-tantara azo tsapain-tanana<ref><small>[https://web.archive.org/web/20130726012707/http://lcweb2.loc.gov/cgi-bin/query/r?frd/cstdy:@field(DOCID+af0037) "Afhganistan Ethnic Groups"]. Library of Congress Country Studies. 1997. [http://lcweb2.loc.gov/cgi-bin/query/r?frd/cstdy:@field(DOCID+af0037) Tahiry] tamin'ny 26 Jolay 2013.</small></ref> <ref><small>[https://web.archive.org/web/20070105112924/http://www.cal.org/co/afghan/apeop.html "The People - The Pashtuns"]. Center for Applied Linguistics (CAL). 30 Jona 2002. [http://lcweb2.loc.gov/cgi-bin/query/r?frd/cstdy:@field(DOCID+af0037) Tahiry] tamin'ny 5 Janoary 2007. Notsidihina tamin'ny 29 Oktobra 2010.</small></ref>. Ny anarana hoe ''Ysef Zai'' amin'ny [[fiteny pasto]] dia midika hoe "zanak'i [[Josefa (zanak'i Jakoba)|Josefa]]" <ref><small>Weil, Shalva (7 Septambra 2011). [https://css.ethz.ch/en/services/digital-library/articles/article.html/132724/pdf "The Israelite Connections of the Taliban"]. ''ETH Zurich Center for Security Studies''.</small></ref>.
 
Nisy fikarohana sasany momba ny foto-tarazo sasany mitsipaka ny mety hisian'ny fifandraisan'io vahoaka io amin'ny Jiosy nefa ny fikarohana ara-poto-tarazo hafa dia miaiky ny mety hisian'izany fifandraisana izany<ref><small>Entine, Jon (2007)''. Abraham's children: race, identity, and the DNA of the chosen people (1st ed.).'' Grand Central Publishing. p. 149. <nowiki>ISBN 978-0446580632</nowiki>.</small></ref>.
 
==== Ny Jiosy korda ====
Araka ny [[lovantsofina]] dia ny Israelita tamin'ny [[fokon'i Benjamina]] dia tonga voalohany tao amin'ny faritr'i [[Kordistàna]] taorian'ny fahazoanIsraelita tamin'ny [[Asiria|Asirianafokon'i Benjamina]] taorian'ny [[FanjakanFahababoana asiriana|fahazoan'iny IsraelyAsiriana ny (Samaria)|Fanjakan'i Israely]] tamin'ny taonjato faha-8 tal. J.K. Avy eo izy ireo nipetraka tao amin'ny renivohitry ny Asiriana<ref><small>Roth C in the ''Encyclopedia Judaica'', p. 1296-1299 (Keter: Jerusalem 1972).</small></ref>. Tamin'ny taonjato voalohany tal. J.K. dia niova finoana ho amin'ny [[jodaisma]] ny fianakavia-mpajakan'i Adiabene, izay lazain'i [[Flavio Josefa]] fa asiriana ara-poko sady nanao renivohitra an'i Erbil ([[Fiteny arameana|arameana]]: ''Arbana''; [[Fiteny korda|korda]]: ''Hewlêr'')<ref><small>''The Works of Josephus'', Complete and Unabridged New Updated Edition Translated by William Whiston, A.M., Peabody, MA: Hendrickson Publishers, Inc., 1987. <nowiki>ISBN 0913573868</nowiki> (Hardcover).</small></ref>.
 
==== Ny Jiosy kasmiriana ====
Ligne 89 ⟶ 90 :
=== Vahoaka ao Afrika ===
 
==== Ny foko sefoy ao GanaGanà ====
Ny [[foko sefoy]] (''sefwi'') ao [[Ghana|GanaGanà]] dia nanaraka fanao jiosy mandrakariva, indrindra ny fitandremana ny [[Sabata (jiosy)|Sabata]], ny famorananyfamorana zazaahyny zazalahy amin'ny fahavalo andro nahaterahany (''brit milah''), ny fomba fampidirana ny zazalahy ho isan'ny lehilahy amin'ny faha-13 taonany, ny fitandremana ny lalàn'ny fahadiovan'ny fianakaviana (''taharat mishpcha'' na ''niddah''). NyMihevitra ny manampahaizana sasany dia mihevitra fa ny fomban-drazana jiosy dia mety nampidirin'ny Jiosy voaroaka avy any [[Espaina]] tao GanaGanà tamin'ny taona 1492 ka nifindra monina nankany atsimon'i [[Marôka|Maroka]]. Io foko io dia lasaLasa fantatra amin'ny anarana hoe "Tranon'i Israely" Io foko io<ref><small>Lidman, Melanie (14 Avrily 2016). "[https://www.timesofisrael.com/ghanas-deep-spirituality-points-some-joyfully-back-to-judaism/ Ghana's deep spirituality points some, joyfully, back to Judaism]". ''Times of Israel''.</small></ref>.
[[Sary:Rabbis Howshua Amariel and Hi Ben Daniel.jpg|vignette|187x187px|I Rabbi Howshua Amariel maneho an'i Rabbi Hi Ben Daniel, filohan'ny vahioaka jiosy igbo miaraka amin'ny takelaka iray]]
 
==== Ny Jiosy igbo ====
Ny [[Jiosy igbo]] ao [[Nizeria]] dia milaza ny tenany fa avy amin'ny Israelita. Izany anefa tsyTsy voamarin'ny fandinihana tsara ny tantara anefa izany. Ny mpahay tantara dia nandinika ny literatiora ara-tantaran'i [[Afrika Andrefana]] tamin'ny vanimpotoan' ny [[fanjanahantany]] sady nanao izay hampazava tsara ny anjara asa sahanin'nyio petrakevitra io ho an'ireo olona nanoratra izany <ref><small>Sanders, Edith (1963). [https://www.jstor.org/stable/179896 "The Hamitic Hypothesis: Its Origin and Functions in Time Perspective"]. Journal of African History. 10 (4): 521–532. JSTOR 179896.</small></ref> <ref><small>Zachernuk, Philip (1994). [https://www.jstor.org/stable/182643 "Of Origins and Colonial Order: Southern Nigerians and the 'Hamitic Hypothesis' c. 1870-1970"]. ''Journal of African History''. '''35''' (3): 427–55. doi:10.1017/s0021853700026785. JSTOR 182643.</small></ref>.
 
==== Ny Lemba ====
Ny [[Lemba]] dia foko mainty hoditra ao amin'ny [[faritra atsimon'i Afrika]], ao [[Afrika Atsimo]], ao [[Zimbaboe]], ao [[Malawi|Malaoy]], ary ao [[Mozambika|Môzambika]]. MitandrinaIzy ireo dia mitandrina fanao ara-pivavahana tahaka izay fahita amin'ny [[fivavahana jiosy]], sy fomban'ny vahoaka mpifindrafindra monina izay heverina fa mety avy any [[Afrika Avaratra]] na avy any [[Atsinanana Akaiky]]. Ny fandinihana ny foto-tarazo dia mampiseho fitoviana amin'ny an'ny ampahan'ny vahoaka jiosy taranaky ny [[Mpisorona jiosy|mpisorona]] (atao hoe kohenaKôhena).
 
=== Jiosy malagasy ===
==== Fanamarinana ny fisian'ny Jiosy malagasy ====
Zavatra isan-karazany no entin'ny mpomba izany hevitra izany manohana ny fanambaràna ny maha Jiosy ny Malagasy sasany na ny ankamaroan'ny Malagasy, ka ny betsaka amin'izany dia miorina amin'ny filazana fa misy fitovizanyfitoviany ny zavatra sasany momba ny Malagasy sy ny Jiosy: ny voambolana malagasy sy ny voambolana hebreo<ref><small>[http://tanikomadagascar.zohosites.com/jiosy.html "Jiosy ve ny Malagasy ?"] in Ratefy Tolotra, ''TANIKO Madagascar''.</small></ref>, ny foto-tarazo malagasy sy ny foto-tarazo jiosy, ny kolontsaina malagasy sy ny an'ny Jiosy. Ao koa ny [[lovantsofina]] momba ny fiavian'ny foko sasany eto Madagasikara na ny fianakaviana sasany izay milaza na heverina fa manambara ny maha Jiosy ny tompon'ilay tantaralovantsofina.
 
Misy koa ny fanaporofoana ara-[[teolojia]] izay maka andalan-tsoratra na singan-teny ao amin'ny [[Baiboly]] heverin'ny teolojiana sasany<ref><small>[http://www.elishean.fr/le-malgache-la-creation-et-lhomme-paradigmatique/# "Le Malgache - la création et l'Homme paradigmatique"] - Elishean</small></ref> <ref name=":2"><small>[https://www.cresoi.fr/spip.php?action=acceder_document...madagascar.2... "Le peuplement de Madagascar - Des migrations et origines mythiques aux réalités de l’histoire" PDF]</small>.</ref> fa miteny mivantana na ankolaka ny fahafantaran'ny [[Hebreo (mponina)|Hebreo]] na ny Jiosy tany aloha an'i Madagasikara na ny Malagasy, ao koa ny fitantarana fatahitanafathitana zavatra (vato, sns) heverina fa voasoratra amin'ny [[Abidy hebreo|litera hebreo]] sns<ref><small>[https://www.breakingisraelnews.com/68765/100-members-of-lost-jewish-community-of-madagascar-enter-covenant-of-abraham-05-16/ "Mysterious Madagascar Community Practicing Jewish Rituals Officially Enters Covenant of Abraham"] - Breaking Israel News</small></ref>.
 
==== Olana momba ny fanamarinana ====
Na dia azo heverina ho marina fa misy manam-piaviana jiosy ny Malagasy, noho ny fifaneraseran'ny mponina eran'izao tontolo izao hatramin'ny [[Andro Taloha]] na talohan'izany aza, dia betsaka ny olana ara-tantara, ara-kolontsaina, ara-pivavahana, ara-piteny sns izay mahasarotra raisina avy hatrany ny porofo anohanana izany. Isan'ireo ny tsy nahalalan'ny Malagasy ny teny hoe ''jiosy/jody'' na ''hebreo/hebrio'' (na teny hafa mifanakaiky amin'ireo) talohan'ny nahatongavan'ny [[Kristianisma ao Madagasikara|fivavahana kristiana teto Madagasikara]]<ref name=":0"><small>[https://www.jpost.com/Edition-Francaise/Art-Et-Culture/Le-secret-malgache-415748 "Le secret malgache"]- ''The Jerusalem Post'' (notsidihina tamin'ny 20/11/2018)</small></ref>, ny tsy fahafantarana faha mpanjaka ny [[sinagoga]] sy ny [[Sabata (jiosy)|Sabata]] izay isan'ny fototra eo amin'ny kolontsaina jiosy, ny [[fanompoan-tsampy]] tafahoatra tamin'ny vanim-potoana faha mpanjaka<ref><small>Jereo ny tantaran'ny Fanjakan'i Madagasikana na Fanjakana Merina (ohatra ny faha-[[Ranavalona I]]).</small> </ref> izay tsy nisy fihenany raha tsy taorian'ny nidiran'ny finoana kristiana teto Madagasikara, ny tsy fifanandrifiana ara-potoana misy eo amin'ny lovantsofim-piaviam-poko sy ny tantara iarahan'ny mpahay tantara manaiky momba ny tontolo jiosy (sy [[Vahoaka semitika|semita]] amin'ny ankapobeny)<ref name=":0" />, ny fifanoheran'ny porofo aroson'ny antokon'olona samy hafa izay samy milaza ny tenany fa Jiosy malagasy, ao koa ireo tantaran-drazana izay tokony ho raisina amim-pandanjalanjana noho izy ireo mifangaro [[angano]] na [[fedrà]] raha ny marina <ref name=":2" />.
 
==== Jiosy malagasy ara-pivavahana ====
Amin'izao fotoana izao dia maro ny Jiosy malagasy izay tsy azo iadian-kevitra ny maha Jiosy azy amin'ny alalan'ny fiovana finoana ho amin'ny [[Jodaisma eto Madagasikara|fivavahana jiosy]] tsy mifangaro amin'ny fivavahana hafa<ref name=":1" />. Tsy ny fananana razam-berazambe na ray aman-dreny jiosy ihany fa ny fiovana ho amin'ny [[jodaisma]] dia ampy haha Jiosy ny olona iray. Io fepetra roa toa tsy mifampiankina io no mety mampalalaka ny fitomboan'ny isan'ny Jiosy malagasy ara-pivavahana<ref><small>[https://www.timesofisrael.com/in-remote-madagascar-a-new-community-chooses-to-be-jewish/ "In remote Madagascar, a new community chooses to be Jewish"] - The times of Israel.</small></ref>.
 
== Jereo koa ==