Fanahy Masina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-42:
 
=== Ny Fanahy Masina ao amin'ny finoana silamo ===
Ny Fanahy Masina, izay atao amin'ny [[teny arabo]] hoe روح القدس / ''Ruh al-Qudus,'' dia voaresaka inefatra ao amin'ny [[Kor'any]], izay milaza azy ho miasa araka ny sitrapon'Andriamanitra na miantoka ny fifandraisana amin'Andriamanitra. Tsy tena mazava anefa raha manondro fanahy tokana ny hoe Fanahy Masina ao amin'iereo andalana efatra ireo. Tsy Andriamanira sady tsy persôna ny Fanahy Masina. Ny ankamaroan'ny fitantarana ao amin'ny Hadita dia manao ny Fanahy Masina ho ny anjely Jibraily ([[Gabriela (anjely)|Gabriela]]). Ny teny hoe ''Fanahy'' (amin'ny teny arabo: الروح / ''al-Ruh'') tsy miaraka amin'ny hoe ''Masina'', dia heverina fa ny fanahy mpamorona avy amin'Andriamanitra nentiny namelomana an'i Adama, sady nanindry mandry na nitsilo tamin'ny fomba maro samihafa ireo irak'Andriamanitra toa an'i [[Jesoa]] sy i [[Abrahama]]. Ny finoana ny Trinite izay manao ny Fanahy Masina ho Andriamanitra dia toherin'ny Kor'any ary ataony fa fitenenan-dratsy an'Andriamanitra.
 
=== Ny Fanahy Masina ao amin'ny finoana bahay ===