Batisa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Andalana faha-23:
 
==== Ny batisan-jaza ====
Maro ny fiangonana kristiana izay manatanteraka ny fanaovam-batisa ny zazakely. Ny [[Katolisisma|fiangonana katôlika]], ny [[Loteranisma|fiangonana loterana]], ny [[Fiangonana nohavaozina|fiangnanafiangonana nohavaozina]], ny [[Fiangonana ortodoksa tatsinanana|fiangonana ôrtôdôksa]] sy ny maro hafa dia manatanteraka fanaovam-batisan-jaza.
 
Teo amin'ny tantara dia nanohana izany fanaovana batisa ny zaza izany i [[Ulrich Zwingli|Zwingli]] ka tsy nifanarahany tamin'ny [[Anabatisma|Anabatista]] izany, ka nilazany fa tsy misy lalàna mandrara ny fanaovana izany. Nanazava i Zwingli fa ny batisa dia famantarana ny fanekem-pihavanana amin'Andriamanitra, ka misolo ny famorana ao amin'ny [[Testamenta Taloha]].
Andalana faha-42:
*[[Eokaristia]]
*[[Pentekotisma]]
*[[Batisa ho an'ny maty]] (môrmônisma)