Abidy latina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Aucun résumé des modifications
Marika: Révoqué Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
[[Sary:A Specimen byina]] na [[Abidy latina|abidy romana]] dia 26 sady afaka atao sora-baventy na sora-madinika. Litera ao amin'ny abidy latina no mamorona ny [[abidy malagasy]] amin'izao fotoana izao. Mampiasa io [[abidy]] io hanoratany ny fiteniny ny ao Eoropa Andrefana sy Eoropa Avaratra ary Eoropa Afovoany. Mampiasa azy koa ireo firenena ivelan'i Eoropa indrindra ireo fny ny ao Amerika Avaratra sy Atsimo sy gbhjary ny ao Osean
[[Sary:A Specimen by William Caslon.jpg|vignette|337x337px]]
y latina amin'ny endrika: ''a - b - c - d - e - f - - n - - u - y - z''. Ta 2002 dia ny 39%n
Ny [[abidy latina]] na [[Abidy latina|abidy romana]] dia abidy ahitana litera fototra miisa 26 sady afaka atao sora-baventy na sora-madinika. Litera ao amin'ny abidy latina no mamorona ny [[abidy malagasy]] amin'izao fotoana izao. Mampiasa io [[abidy]] io hanoratany ny fiteniny ny ao Eoropa Andrefana sy Eoropa Avaratra ary Eoropa Afovoany. Mampiasa azy koa ireo firenena ivelan'i Eoropa indrindra ireo firenena nozanahin'ny Eoropeana, isan'izany ny ao Amerika Avaratra sy Atsimo sy ny ao Afrika ary ny ao Oseania. Ireto avy ny litera fototra ao amin'ny abidy latina amin'ny endriny soramadinika: ''a - b - c - d - e - f - g - h - i - j - k - l - m - n - o - p - q - r - s - t - u - v - w - x - y - z''. Tamin'ny taona 2002 dia ny 39%n'ny mponina maneran-tany no mampiasa ny abidy latina<ref><small>Yoshiki Mikami, "Global digital-divide among scripts", ''VishwaBharat'', <abbr>n<sup>o</sup></abbr> 7,‎ Oktobra 2002, <abbr>p.</abbr> 1</small></ref> <ref><small>Mikami Yoshiki et Shigeaki Kodama, "Mesurer la diversité linguistique sur le Web", dans Laurent Vannini et Hervé Le Crosnier, ''Net.lang : réussir le cyberespace multilingue'', 2012, 125‒147 <abbr>p.</abbr></small></ref>.
bnk no mampiasa ny abidf><small>Yoshiki Mikami,", ''Vt'', <abbr>n<sup>o</sup>hhhabbr> gr, "Mesuistiqu
 
 
rent Vannini et Herng : réussir lr>p.<
 
== Jereo koa: ==