Fahagagana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-44:
 
== Fahagagana ao amin'ny bodisma ==
[[Sary:The infant Buddha taking the Seven Steps.jpg|vignette|274x274px|I BodaBodà zazakely]]
Ny ''Haedong Kosung-jon'' ao Korea izay tantaram-pianinan'ireo monka (na moanina) dia mitatitra fa ny mpanjaka Beopheung dia nanam-paniriana hamoaka lalàna hanao ny [[bodisma]] ho fivavaham-panjakana. Ny tandapa anefa nanohitra an'izany. Tamin'ny fahefatra ambin'ny folo taona nanjakany anefa dia nanomana paikady hahafahaha miala amin'ny fanoheran'ny fitsarana ny mpitan-tsoratra lehiben'ny mpanjaka atao hoe Ichadon. Nandresy lahatra ny mpanjaka i Ichadon mba hahafahany manao fanambaràna momba ny fivavahana bodista amin'ny alalan'ny fampiasany ny tombokesen'ny mpanjaka. Nasain'i Ichadon handà izany fanaovana fanambaràna izany ny mpanjaka amin'ny fotoana handraisan'ireo mpanohitra azy sy hangatahan'izy ireo fanazavana. I Ichadon no hilaza tena ho nanao izany sady hanaiky ny fanamelohana azy ho faty, ka hataon'ny olona ho fisandohana izany. Naminany teo amin'ny mpanjaka i Ichadon fa amin'ny andro hanamelohana azy ho faty dia hisy fahagagana mahavariana izay handresy lahatra ny mpanohitra ny fahefan'ny bodisma. Nizotra araka ny tokony ho izy ny fanatanterahana ny paikady nomanin'i Ichadon ka voajono tokoa ireo mpanohitra. Tamin'ny faha-15 andron'ny volana faha-9 tamin'ny taona 527 taor. J.K. dia novonoina i Ichadon ka tanteraka ny faminaniany. Nihovitrovitra ny tany, nihamaiziana ny masoandro, nisy voninkazo maro mahafinaritra nilatsaka avy any an-danitra, nanidina nankany amin'ireo tendrombohitra masin'i Geumgang ny lohany izay avy notapahina ka tsy ra no nivoaka amin'ny vatany fa ronono niparitaka telopolo santimetatra miala amin'ny vatany efa tsy misy loha. Nanaiky ilay fambara ho fisehoan'ny fankatoavan'ny lanitra ireo solontenan'ny fitsarana mpanohitra ire oka lasa fivavaham-panjakana amin'izay ny bodisma tamin'ny taona 527 taor. J.K.<ref><small>James Huntley Grayson, ''Korea: a religious history'', p. 34</small></ref>.
 
Andalana faha-83:
* Thierry Murcia, ''Jésus - Les miracles élucidés par la médecine'', Paris, 2003 (approche rationalisante).
* Henri Dufour, ''L'idée de miracle et la physique moderne'', Petite bibliothèque des chercheurs, Arthur Imer Éditeur / Librairie F. Payot, Lausanne, 1886.
 
== Jereo koa ==
*[[Fahagagana nataon'i Jesoa]]
 
== Loharano ==