Kaokazy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina sy rohy
Andalana faha-1:
[[Sary:Caucasus topographic map-en.svg|vignette|405x405px|Sarin-tanin'i Kaokazy maneho ny fikitoantoanana]]
I '''Kaokazy''' na '''Kaokazia''' na '''Kavkazy''' na '''Kavkazia''' dia faritr'i [[Eorazia]] be tendrombohitra izay mitandavana eo amin'ny 1 200 km, avy any amin'ny [[Andilan-dranomasina|andilan-dranomasin]]'i Kertch ([[Ranomasina Mainty]]) ka hatrany amin'ny saikanosin[[Saikanosy|saikanosi]]<nowiki/>n'i Apcheron ([[Ranomasina Kaspiana]]).
 
Amin'ny [[teny rosiana]] dia atao hoe Кавказ / ''Kavkaz'' i Kaokazy, amin'ny [[teny jeorjiana]] dia atao hoe კავკასია / ''Kawkasia'', amin'ny [[teny armeniana]] dia atao hoe ''Կովկաս'' / ''Kovkas,'' amin'ny [[teny azerbaijaney]] dia atao hoe ''Qafqaz'', amin'ny [[teny torka]] dia atao hoe ''Kafkas,'' amin'ny [[teny persana]] dia atao hoe ''قفقاز‎'' / ''Qafqāz.''
 
Mizara roa i Kaokazy ka ny iray atao hoe Kaokazy Atsimo na Transkaokazia, ka mahafaoka an'i [[Jeorjia]], i [[Armenia]], i [[Azerbaijàna]] ary ny faritr'i Kars any [[Torkia]], ny faharoa atao hoe Kaokazy Avaratra na SiskaosaziaSiskaokazia, izay ao [[Rosia]] (mahafaoka ny [[Repoblikan'i KaratsaievoKaratsaievô-Tserkesia]], ny [[Repoblikan'i KabardinoKabardinô-Balkaria]], ny [[Repoblikan'i OsetiaÔsetia Avaratra]], ny [[Repoblikan'i Ingosia]], ny [[Repoblikan'i Tsetsenia]] ary ny [[Repoblikan'i Dagestàna]]). Amin'ny lafiny fitantanana dia mahafaoka ny Repoblikan'i Adigea sy ny Krain'i StavropolyStavrôpôly ary ny Krain'i KrasnodaraKrasnôdara i Kaokazy Avaratra na Siskaokazia.
 
Ara-jeografianjeografia, araka ny efa mahazatra dia heverina fa i Kaokazy no manasaraka an'i [[Eoropa|Eorôpa]] ao avaratra amin'i [[Azia]] ao atsimo, nefa ny jeografianjeôgrafian'i Jeorjia[[Jeôrjia]] sy ny an'i [[Armenia]] dia manao azy ho faritra eorpeanaeorôpeana ka mametraka ny sisin'i EoropaEorôpa ao Araksa sy amin'ny sisin-tany torka. Raha heverina ho eoropeanaeorôpeana i Kaokazy dia izy no tangoron-tendrombohitra avo indrindra ao EoropaEorôpa.
 
== Jereo koa ==
 
* [[Eorazia]]