Kôntinenta: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Kontinenta ho Kôntinenta i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
{{vangovango}}
[[Sary:Systemes de continents.gif|vignette|409x409px|Ny kontinenta ]]
Ny '''kontinenta''' na '''tanibe''' dia tany midadasika mitohy hodidinin-d[[ranomasina]] manontolo na amin'ny ampahany izay lehibe lavitra noho ny [[nosy]] sady onenan'ny vahoaka amin'ny firenana maro eto ambonin'ny Tany. Miovaova ny tena famaritana ny hoe kontinenta arakaraka ny taranja iresahana azy ka mahatonga ny isan'ny kontinenta hiovaova. Misy ohatra ny mpanoratra manao an'i [[Eoropa|Eorôpa]] sy i [[Azia]] ho kontinenta roa, nefa misy ny manambatra azy ka miantso azy hoe [[Eorazia]] noho izy ireo tany mitohy tsy misy fahatapahany. Miova eo anelanelan'ny efatra sy fito noho izany ny isan'ny kontinenta.
 
Ireto avy ireo kontinenta dimy eto ambonin'ny Tany:
Andalana faha-8:
# [[Amerika]] ([[Amerika Avaratra]] sy [[Amerika Atsimo]])
# [[Azia]]
# [[Eoropa|Eorôpa]]
# [[Oseania|Ôseania]]
 
Indraindray dia isaina ho kontinenta manokana i [[Antarktika]].
Andalana faha-20:
 
== Azia ==
I Azia dia voafaritry ny [[Ranomasimbe Arktika]] ao avaratra, ny [[andilan-dranomasin'i Bering]] sy ny [[Ranomasimbe Pasifika]] ao atsinanana, ny [[Ranomasimbe Indiana]] ao atsimo, ary ny [[Ranomasina Mena]] sy ny [[Ranomasina Mediteranea]] ao atsimo-atsinanana. Ny sisiny manasaraka an'i Azia sy [[Eorôpa]] dia nifanarahana fa ny t[[endrombohitratendrombohitra Oraly]] (''Ural''). Manana velarana 32 tapitrisa km<sup>2</sup> i Azia ka izy no be velarana indrindra amin'ny kontinenta rehetra. Izy koa no be mponina indrindra. Ahitana firenena miisa 46 ny ao amin'io kontinenta io.
 
== Eorôpa ==