Kônfosiosy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Confucius ho Kônfosiosy i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Andalana faha-3:
[[Sary:Konfuzius.jpg|140px|ankavanana|thumb|Sarivongan'i Confucius]]
 
I '''ConfuciusKônfosiosy''' ([[fiteny sinoa]] : 孔子; [[pinyin]] : Kǒng zǐ; [[Wade-Giles]] : K'ung-tzu, na fiteny mandarina : 孔夫子; [[pinyin]]: Kǒng Fūzǐ; [[Wade-Giles]]: K'ung-fu-tzu), na "Tompo Kong", dia filôzofyfilôzôfy sinoa teraka tamin'ny [[28 Septambra]] [[-551]] tal. J.K. ary maty tamin'ny taona [[-479]] tal. J.K.. Ny anany sy ny [[filôzofia]]ny dia nianjadina ny heritreritra sy ny fomba fiainan'ny Sinoa, ny [[Korea|Kôrea]]na, ny Japoney[[Japana|Japôney]] ary ny [[Vietnam|Vietinamianina]].
 
Teraka tany Zou (陬) any akaikin'i Qufu (曲阜) any amin'ny faritan'ny Shandong i ConfuciusKônfosiosy, antsoin'ny sinoa Kǒngzǐ (孔子) na Kǒng Fūzǐ (孔夫子) izy, ny dikany amin'ny sinoa ''Tompo Kong'', navadiky ny zezoita "Confucius" ny anarany, anarana mitovitovy feo amin'ny ''"Kǒng Fūzǐ"'' .
 
I Confucius dia teraka tamin'ny 21 Septambra -551 tal. J.K. any Zou (陬), tsy lavitry ny tanànan'i Qufu (曲阜), amin'ny tany Lu, any amin'ny faritan'i Shandong.
 
[[Sokajy:Filôzôfy sinoa]]