Eglizy latina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Fiangonana Latina ho Fiangonana latina i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny [[Fiangonana Latina|'''Fiangonana''' '''latina''']] dia ny ampahany manaraka ny fomba tandrefana ao amin'ny Fiangonana katolikakatôlika ka ny [[Fiangonana katolika tatsinanana|Fiangonana katôlika tatsinanana]] no ampahany mifameno aminy. Amin'ny Fiangonana katolikakatôlika rehetra dia izy no lehibe indrindra. Izy koa no lehibe indrindra ao amin'ny [[Kristianisma Tandrefana|Kristianisma tandrefana]]. Nampiasa ny [[fiteny latina]] izy tamin'ny [[Andro Antenantenany]] ka hatra taty aoriana fa tsy ny [[fiteny grika]] na hafa. Ny Fiangonana latina isam-pirenena amin'izao fotoana izao dia samy mampiasa ny fiteny eo amin'ny toerana misy azy fa tsy voatery ho ny fiteny latina ihany.
 
Indraindray koa ny Fingonana latina dia mety hantsoina hoe "Fiangonana tandrefana" na "Fiangonana katolika romana" na "Eglizy katolika romana". Mahalankalana ihany no iantsoana azy hoe "Fiangonana katolikakatôlika tandrefana". Ny hoe "Fiangonana tandrefana" koa dia indraindray mety hanondro avy hatrany ny Fiangonana latina.
 
Manana ny fehezan-dalàny manokana izy, dia ny [[Lalàna kanonikakanônika]] izay tsy ampiharina amin'ireo Fiangonana katolikakatôlika tatsinanana manaiky ny fahefan'ny [[Papa]] koa.
 
== Jereo koa: ==
 
* [[Kristianisma Tandrefana|Kristianisma tandrefana]]
* [[Katolisisma]]
* [[Fiangonana katolika|Fiangonana katoikakatôlika]]