Fiangonana ôrtôdôksa tatsinanana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
 
Ny '''Fiangonana ortodoksaôrtôdôksa tatsinanana''' na '''Fiangonana ortodoksaôrtôdôksa katolikakatôlika''' izay fantatra indrindra amin'ny anarana fohy hoe '''Fiangonana ortodoksaôrtôdôksa''' dia fiangonana faharoa, raha ny hamaron'ny mpino ao aminy no jerena. Iray amin'ireo fiangonana tranainy indrindra izy. Fiombonam-piangonana ortodoksaôrtôdôksa maromaro izay samy niorina araka ny [[KonsilyKônsily fito]] nifandimby izay atao hoe "[[Fiangonana ortodoksa tatsinanana|Fiangonan'ny konsilykônsily fito]]" izy. Ny ankamaroan'ny Fiangonana ortodoksa tatsinanana dia hita ao [[Eoropa Andrefana]] sy ao [[Grisy|Grisia]] (na Gresy) ary ao [[Kaokazy]]. Ahitana mpivavaka ortodoksaôrtôdôksa koa ny tapany atsinanan'i [[Ranomasina Mediteranea|Mediteranea]] sy ao [[Afrika]]. Vitsy dia vitsy ny mpino ortodoksa any [[Atsinanana Afovoany]] noho ny fisian'ny fanenjehana. Amin'izao fotoana izao dia miisa 250 000 000 any ho any ny mpino ortodoksaôrtôdôksa maneran-tany.
 
== Ireo fiangonana 14 mpiombona ==
 
* Patriarkata ekiomenikan'i KonstantinopolyKônstantinôpôly;
* [[Fiangonana Ortodoksan'i Aleksandria sy Afrika manontolo|Fiangonana ortodoksanôrtôdôksan'i Aleksandria sy Afrika manontolo]];
* Fiangonana ortodoksanôrtôdôksan'i AntiokiaAntiôkia ao Siria sy ny Atsinanana manontolo;
* Fiangonana ortodoksanôrtôdôksan'i Jerosalema ho an'i Israely sy Palestina sy JordaniaJôrdania ary Sinay;
* Fiangonana ortodoksanôrtôdôksan'i JeorjiaJeôrjia;
* Fiangonana ortodoksanôrtôdôksan'i Kiprosy;
* Fiangonana ortodoksanôrtôdôksan'i Serbia;
* Fiangonana ortodoksanôrtôdôksan'i Rosia;
* Fiangonana ortodoksanôrtôdôksan'i Grisia;
* Fiangonana ortodoksanôrtôdôksan'i Romania;
* Fianginana ortodoksanôrtôdôksan'i Bolgaria;
* Fiangonana ortodoksanôrtôdôksan'i Albania;
* Fiangonana ortodoksanôrtôdôksan'i PoloniaPôlônia;
* Fiangonana ortodoksanôrtôdôksan'i Tsekia sy SlovakiaSlôvakia;
* Fiangonana ortodoksanôrtôdôksan'i Okraina.
 
Ny [[Fiangonana Ortodoksa eto Madagasikara|Fiangonana Ôrtôdôksa eto Madagasikara]] dia isan'ny [[Fiangonana Ortodoksan'i Aleksandria sy Afrika manontolo|Fiangonana ortodoksanôrtôdôksan'i Aleksandria sy Afrika manontolo]].
 
== Jereo koa: ==
 
*[[Fiangonana ortodoksa atsinanana|Fiangonana ôrtôdôksa atsinanana]]
* [[Kristianisma ortodoksa|Kristianisma ôrtôdôksa]]
* [[Baiboly ortodoksa|Baiboly ôrtôdôksa]]