Jodaisma ôrtôdôksa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Jodaisma ortodoksa ho Jodaisma ôrtôdôksa i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
Ny '''jodaisma ortodoksaôrtôdôksa''' dia firehan'ny [[jodaisma rabinika]] izay mihevi-tena ho hany mandray tokoa ny finoana sy ny fanaon'ny [[Jiosy]] mandala ny Lalàna voasoratra sy ny Lalàna am-bava nampitain'i [[Mosesy]] teo amin'ny [[Tendrombohitra Sinay (Baiboly)|tendrombohitra Sinay]] (na Sinaia), miaraka amin'ny fivoasana ireo lalàna ireo. Heverin'ny Jiosy ortodoksaôrtôdôksa ho mihataka amin'ny lala-marina ny Jiosy hafa rehetra izay ataony ho manao fampianaran-diso. Ny teny hoe "ortodoksaôrtôdôksa" dia napetak'ireo Jiosy manaraka ny [[jodaisma nohavaozina]] ka misy ny manaiky an'izany ary misy ny tsy tia an'izany fa misafidy ny teny hoe ''Haredi''.
 
== Jereo koa ==