Kônstantino I: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Konstantino I ho Kônstantino I i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-11:
|taona niasàna=
}}
'''KonstantinoKônstantino I''' na '''KonstantinoKônstantino''' '''Lehibe''' dia emperora romana tao amin'ny [[Empira Romana]] tamin'ny taona 306 hatramin'ny taona 337, teraka ny 27 Febroary 274 tao Naisosy ao Mesia (i Niš ao Serbia ankehitriny)ary maty ny 23 Mey 337. Izy no emperora voalohany niova ho kristiana. Izy koa no nanorina an'i [[KonstantinopolisyKônstantinôpôlisy]] (i [[Istanbul]] ankehitriny), izay nataony renivohitry ny fanjakany ka nitoetra ho renivohitry ny [[Empira Bizantina|Empira bizantina]] hatramin'ny taona 1453.
 
Amin'ny [[Fiteny latina|teny latina]] dia atao hoe ''Flavius Valerius Aurelius Constantinus'' izy.
 
==Ny fiainany manokana==
I KonstantioKônstantio KloroKlôro no rainy. I Helena no reniny. Ny vadiny dia Minervina (taona 293 - 307) avy eo i Faosta (taona 307 - 327). Ny zanany tamin'i Minervina dia i Krispo, ny tamin'i Faosta dia i KonstantinaKônstantina, i Helena, i Konstantino II, i Konstanta ary i Konstantio II. Ny rahalahiny sy ny rahavaviny dia i Flavio Dalmatio, i Flavio Jolio KonstantioKônstantio, i Flavia Jolia KonstantiaKônstantia, i EotropiaEotrôpia ary i Anastasia.
 
Natao hoe ''Flavius Valerius Aurelius Constantinus'' izy raha mbola kely.
Andalana faha-23:
 
=== Fanavaozana ===
Ny emperora KonstantinoKônstantino I dia nanao fanavaozana teo amin'ny politika ara-tafika sy ara-pivavahana ary ara-toekarena, izany no nahafahany namondrona ho eo ambany fahefany irery ilay [[Empira romanarômana]] efa malemy sady nizarazara. Noreseny i Maksentio (latina: ''Marcus Aurelius Valerius Maxentius'') tamin'ny taona 312 tamin'ny ady tao Milvio, sy i Likinio (latina: ''Flavius Galerius Valerius Licinianus Licinius'') tamin'ny taona 324 tamin'ny ady tao AndrinopolisyAndrinôpôlisy.
 
=== Fanalalahana ny fivavahana ===
Nanomboka ny fahalalahan'ny fivavahan'ny tsirairay tamin'ny androny, ka tapitra hatreo ny fanenjehana ny Kristiana tamin'ny alalan'ny Didin'i Milano tamin'ny taona 313. Natsahany ny tsy fifanarahana teo amin'ny [[Fiangonan'ny Atsinanana]] tamin'ny nampanaovany ny [[Konsily voalohany tao Nikea|Konsily tao Nikea]] tamin'ny taona 325, ka izany no niantombohan'ny fahefany tamin'ny raharaham-pivavahana, izany no atao hoe [[kaisaropapisma]] na sezaropapisma. Ireo fanavaozana sy fanitsiana nataony ireo dia nanampy ny firoborobon'ny [[fivavahana kristiana]], izay lasa fivavahany taty aoriana, ka iheverana azy ho isan'ny olo-masina ao amin'ny [[Fiangonana ortodoksaôrtôdôksa]].
 
=== Fampandrosoana ara-toekarena ===