Kônstantinôpôlisy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
I '''Kônstantinôpôly''' na '''Kônstantinôpôlisy''' na '''Kônstantinôpla''' dia tanàna naorin'ny emperora [[Kônstantino I]] (306-337) tamin'ny taona 330 teo amin'ny toerana niorenan'i [[Bizantioma]] (na Bizansa) hatramin'ny faharavany tamin'ny taona 1453, renivohitry ny [[Empira rômanan'ny Atsinanana]]. Amin'ny [[teny latina]] dia atao hoe ''Constantinopolis'', ary amin'ny [[Fiteny grika|teny grika]] dia Κωνσταντινούπολις / ''Kônstantinoúpolis'' fa amin'ny [[Fiteny tiorka|teny torka]] otomàna kosa dia ''قسطنطینیه / Kostantiniyye.''
 
Lasa renivohitry ny [[Empira otomànaôtômàna]] izy tamin'ny taona 1923, nefa ny renivohitr'i [[Torkia]] ankehitriny dia nafindra any Ankara.
 
Tamin'ny taona 1930 dia novana ho ''Istambul'' ny anarany. A,nkehitrinyAnkehitriny i [[Istanbul|Istambul]] dia ahitana mponina 15 tapitrisa any ho any sady misy ny foiben'ny Patriarkatan'i Kônstantinôpôly, izay hany sisa ahatsiarovana ny [[Empira Bizantina|Empira bizantina]].