Kônstantinôpôlisy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Konstantinopoly
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
I '''Kônstantinôpôly''' na '''Kônstantinôpôlisy''' na '''Kônstantinôpla''' dia tanàna naorin'ny emperora Kônstantino I (306-337) tamin'ny taona 330 teo amin'ny toerana niorenan'i Bizantioma (na Bizansa) hatramin'ny faharavany tamin'ny taona 1453, renivohitry ny Empira rômanan'ny Atsinanana. Amin'ny [[teny latina]] dia atao hoe ''Constantinopolis'', ary amin'ny [[Fiteny grika|teny grika]] dia Κωνσταντινούπολις / ''Kônstantinoúpolis'' fa amin'ny [[Fiteny tiorka|teny torka]] otomàna kosa dia ''قسطنطینیه / Kostantiniyye.''
 
Lasa renivohitry ny Empira otomàna izy tamin'ny taona 1923, nefa ny renivohitr'i Torkia ankehitriny dia nafindra any Ankara.