Fiteny igbô: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Ji-Elle (dinika | fandraisan'anjara)
+vidéo Wikitongues
Andalana faha-1:
[[File:WIKITONGUES- Valentine speaking Igbo.webm|thumb|Fiteny igbo]]
Ny '''fiteny igbo''' na '''fiteny ibo''' dia fiteny tenenin'olona miisa eo anelanelan'ny 20.000.000 sy 30.000.000 ao [[Nizeria]], izay atao hoe Igbo ihany koa, indrindra ao amin'ny tapany atsimo-atsinanan'i Nizeria atao hoe Biafra tany aloha, sy atsimo-atsimo-atsinanan'i Nizeria ao amin'ireo faritra manodidina ny fivarinan'ny renirano Nizera. Atao hoe ''Asusu Igbo'' izy amin'ny fiteny igbo. Soratana amin'ny [[tarehin-tsoratra latina]] sy amin'ny [[soratra nsibidy]] ny fiteny igbo, izay ampiasain'ny vahoaka ekope.