Fiteny wolof : Fahasamihafan'ny versiona roa

+vidéo Wikitongues
(Nanitsy tsipelina)
(+vidéo Wikitongues)
 
{{Orphan|date=Martsa 2010}}
[[Sary:Wolof Locator.png|200px|roght|thumb|Ny fiparitahan'ny mpiteny wolof (miloko maintso)|thumb]]
[[Sary:WIKITONGUES- Aminah Abba speaking Wolof.webm|roght|thumb|Fiteny wolof]]
 
Ny '''fiteny wolof''' dia [[fiteny]] any [[Senegaly]], any [[Gambia]] ary any Maoritania. Ao amin'ny ratsana atlantika ny [[fiteny nizero-kongoley]] izy. Lavitra be amin'ny fiteny peul ny endriny. Manana fifandraisana amin'ny fitenin'ny [[faritra]] eo akaiky izy toy ny fiteny serere, ny diola, ny basari sy ny bainuk.
41

modifications