Fanahy Masina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nandamina
Andalana faha-1:
Ny '''Fanahy''' '''Masina''', araka ny finoana [[Jodaisma|jiosy]] sy [[Kristianisma|kristiana]], dia ny herin' Andriamanitra anatanterahany ny zavatra kasainy hatao, hatramin’ny [[Famoronana]] izao tontolo izao ka hatramin’izao. Hita ombieniombieny ny firesahana ny Fanahy Masina ao amin’ny [[Baiboly]].
 
==== Ny Fanahy Masina ao amin'nyireo finoanafivavahana silamoabrahamika ====
Ao amin’ireo Fiangonana kristiana be mpanaraka sy mitazona ny [[tenim-pinoana]] (dogma) mahazatra ([[Katolisisma|katolika]] sy [[Kristianisma ortodoksa|ortodoksa]] ary ny ankamaroan’ny [[Protestantisma|prôtestanta]]) dia tsy hery fotsiny ihany ny Fanahy Masina fa [[Persona (teolojia)|persôna]] fahatelon’ Andriamanitra, manampy ny [[Andriamanitra Ray|Ray]] sy ny [[Andriamanitra Zanaka|Zanaka]] ao amin’ny [[Trinite]]. Ny taranja [[Teolojia|teôlôjika]] andinihana sy ampianarana ny amin’ny Fanahy Masina dia ny [[Pneomatolojia|Pneomatôlôjia]].
Samy manana ny zavatra antaony hoe Fanahy Masina ireo [[fivavahana abrahamika]] toy ny [[jodaisma]], ny [[Fanahy Masina (kristianisma)|kristianisma]], ny [[finoana silamo]] ary ny [[finoana bahay]].
 
=== Ny fiheveran'nyFanahy fivavahanaMasina kristianaao amin'ny Fanahy Masinajodaisma ===
Tsy vitsyMaro ireo andinin-tsoratra ao amin'ny [[Tanakh|Baiboly amin'ny teny hebreo]] ([[Testamenta VaovaoTaloha]]) miresakaizay milaza mombamivantana ny Fanahy Masina na heverin'ny teolojiana fa milaza izany. Isan'izany ny ao amin'ny [[EvanjelinBokin'iny JoanyGenesisy]] (Joa 15, 26; 16, 8;Gen 1, 32-342; 142, 15-17; 16, 7; 20, 21-22), ny ao amin'ny [[AsanBokin'ny Apostoly|Asan'ny ApôstôlySalamo]] (AsaSal 15,51 28; 2(50), 2-413; 2,98 16-17; 2(97), 381), ny ao amin'ny [[EvanjelinBokin'i MatioJeremia]] (MatJer 28, 19; 1, 18; 1223, 31–329), ny ao amin'ny [[EpistilyBoky faharoa ho anfaharoan'ny Korintiana|Epistily faharoa ho an'nyi KôrintianaSamoela]] (2Kor2Sam 1323, 13; ny toko faha-12 hatramin'ny faha2-143), ny ao amin'ny [[EvanjelinBokin'i LiokaIsaia]] (LioIsa 111, 341-35; 2, 25-27), ary ny [[Epistilyao ho anamin'ny Romana|Epistily ho an[[Bokin'nyi RômanaJoela]] (RomJoel 82, 128-2; 14, 1629). Atao hoe πνεῦμα / ''pneũma'' (midika hoe "fanahy") ny Fanahy Masina amin'ny [[teny grika]]. Ny fiangonana tsirairay dia samy manana ny fomba fiheverany ny Fanahy Masina.
 
Ao amin'ny jodaisma dia רוח הקודש / ''ruakh ha-kodesh'' ("fanahy masina") na ''Fanahin'Andriamanitra'' ny Fanahy Masina. Ny andian-teny hoe ''Fanahy Masina'' dia fandraisana sy fandikana ny [[teny hebreo]] hoe רוח הקודש / ''ruakh ha-kodesh'' (midika hoe "fanahy masina"). Hita ao amin'ny Baiboly amin'ny teny hebreo koa ny hoe רוּחַ קָדְשְׁךָ / ''ruakḥ qodshəka'', "ny fanahinao masina" (Salamo 51.11), sy רוּחַ קָדְשׁוֹ / ''ruakḥ qodshō'', "ny fanahiny masina" (Isaia 63.10-11).
=== Ny mihevitra ny Fanahy Masina ho personan'Andriamanitra tokana ===
Ny fiangonana mino ny [[Trinite]] dia manao ny Fanahy Masina ho iray amin'ireo persona telon'Andriamanitra tokana. Isan'ireo ny [[Eglizy katôlika rômanina|Fiangonana katôlika]], ny [[Fiangonana ôrtodoksa]], ny [[Anglikanisma|Fiangonana anglikana]] ary ny ankamaroan'ireo [[Protestantisma|Fiangonana protestanta]] sy [[Evanjelisma|ara-pilazantsara]]. Tsy mitovy tanteraka anefa ny fampianaran'izy ireo. Hita izany tsy fitoviana izany eo amin'ny fanekem-pinoana. Ao amin'ny [[Fanekem-pinoana apôstôlika]] (izay tsy ampiasain'ireo [[Fiangonana Tatsinanana]], isan'izany ny Ôrtôdôksa) dia tsy ahitana afa-tsy ny hoe "Mino ny Fanahy Masina aho", ka tsy ahafantarana na persona na Andriamanitra ny Fanahy Masina. Ny [[Fanekem-pinoana nikeana|Fanekem-pinoana nikeana-kônstatinôpôlitana]] dia manamafy ny maha Andriamanitra ny Fanahy Masina nefa tsy mampitombo isa an'Andriamaitra izany.
 
* Salamo 51.11 "A''za manary ahy hiala eo anatrehanao; ary aza manaisotra ny Fanahinao Masina'' (רוּחַ קָדְשְׁךָ) ''amiko''." ([[Baiboly protestanta amin'ny teny malagasy|Ny Baiboly]]) / Salamo 51.13 "A''za ariana lavitra ny tavanao aho; aza esorina amiko ny fanahinao masina''." ([[Baiboly katolika amin'ny teny malagasy|Ny Baiboly Masina]])
==== Ny Fanahy Masina araka ny Fiangonana Tandrefana ====
Ny Fanekem-pinoana nikeana dia nisy tovana natao taty aoriana ka nampidirin'ny Fiangonana Tandrefana miteny latina ny teny hoe "sy tamin'ny Zanaka" (grika: ''καὶ τοῦ Υἱοῦ'' / ''kai tou Uiou''; latina: ''Filioque'') izay nanova ny tokony hinoana momba ny fifandraisan'ny Fanahy Masina sy ny Zanaka ka lasa mivoaka avy amin'ny Ray sy ny Zanaka ny Fanahy Masina. Nandova izany koa ireo fiangonana mino ny Trinite izay nateraky ny [[Reformasiona protestanta|Refôrmasiona prôtestanta]] araka izao:
 
* Isaia/Izaia 63.10-11 "<sup>10</sup> ''Fa ireo kosa dia niodina ka nanome alahelo ny Fanahy Masiny'' (רוּחַ קָדְשׁוֹ) ; ''dia tonga fahavalony Izy ka niady taminy. Ary ny olony dia nahatsiaro ny andro taloha ela, dia ny tamin' i Mosesy''. <sup>11</sup> ''Aiza Ilay nitondra azy mbamin' ny mpiandry ondriny niakatra avy tamin' ny ranomasina? Aiza Ilay nametraka ny Fanahy Masiny tao aminy'', ..." (Ny Baiboly) / "<sup>10</sup> ''Izy ireo kosa anefa niodina sy nampalahelo ny Fahaniny Masina; ka dia tonga fahavalon' izy ireo izy tamin' izay, ary ny tenany no niady tamin' ireny'' <sup>11</sup> ''Dia nahatsiaro ny andro fahiny, ny andron' i Moizy, ny vahoakany! Aiza ilay nitondra niakatra avy tamin' ny ranomasina, ny mpiandry ny andian' ondriny? Aiza ilay nametraka teo amin' izy ireo, ny Fanahiny Masina''" (Ny Baiboly Masina)
"''Credo ... Et in Spíritum Sanctum, Dόminum, et vivificántem : qui ex Patre Filiόque procédit. Qui cum Patre, et Filio simul adorátur, et conglorificátur : qui locútus est per Prophétas''."
 
Ny andian-teny izay nadika hoe "''fanahin'Andriamanitra''" dia miseho koa:
"''Izaho mino ny Fanahy Masina, Tompo Loharanon'aina, avy amin'ny Ray sy ny Zanaka; tsaohina sy omem-boninahitra miaraka amin'ny Ray sy ny Zanaka, ary niteny tamin'ny vavan'ny mpaminany''." (Dikan-teny katôlika amin'ny teny malagasy).
 
* Genesisy/Jenezy 1.2 "''Ary ny tany dia tsy nisy endrika sady foana; ary aizina no tambonin' ny lalina. Ary ny fanahin' Andriamanitrananomba tambonin' ny rano''." (Ny Baiboly) / "''Tsy nisy endrika sady foana ny tany; ny aizina nanarona ny hantsana ary ny fanahin' Andriamanitra nisonenika tambonin' ny rano''." (Ny Baiboly Masina)
==== Ny Fanahy Masina araka ny Fiangonana Tatsinanana ====
* 1 Samoela 16.13 "''Ary Samoela nandray ny tandroka feno diloilo ka nanosotra azy teo amin' ny rahalahiny; ary ny Fanahin' i Jehovah dia nilatsaka tamin' i Davida hatramin' iny andro iny. Dia nitsangana Samoela ka nankany Rama''." (Ny Baiboly) / "''Dia noraisin' i Samoela ny tandroka nisy diloilo, ka nohosorany teo afovoan' ny rahalahiny io; ary hatramin' izany andro izany sy tamin' ny andro manaraka, dia nidina tamin' i Davida ny fanahin' ny Tompo Dia niainga Samoela nankany Ramata''." (Ny Baiboly Masina)
Tsy eken'ny Fiangonana Tatsinanana (isan'izany ny Fiangonana ôrtôdôksa sy ny Fiangonana armeniana) anefa ny nampitsofohan'ny Fiangonana Tandrefana ilay hevitra hoe "nivoaka tamin'ny Zanaka koa ny Fanahy Masina" izay nomena ny anarana latina hoe ''[[Filioque]]'' (grika: ''καὶ τοῦ Υἱοῦ'' / ''kaὶ toū Uioū''). Isan'ny zavatra nampisaraka ny Fiangonana tatsinanana tamin'ny Fiangonana tandrefana izany taty aoriana. Amin'ny Fiangonana Tatsinana dia nivoaka avy amin'ny Ray fotsiny ny Fanahy Masina fa tsy tamin'ny Zanaka koa.
* Salamo 143.10 "''Ampianaro hanao ny sitraponao aho; Fa Hianao no Andriamanitro; Aoka ny Fanahinao tsara no hitarihanao ahy amin' izay tany marina''." (Ny Baiboly) / "''Ampianaro hanao ny sitra-ponao aho fa hianao no Andriamanitro. Ny fanahinao tsara anie hitarika ahy, eo amin' ny làla-mahitsy''." (Ny Baiboly Masina)
* Isaia/Izaia 44.3 "''Fa handatsaka rano amin' izay mangetaheta Aho, ary riaka ho amin' izay tany karankaina; Eny, handatsaka ny Fanahiko amin' ny taranakao Aho, ary ny fitahiako ho amin' ny terakao''." (Ny Baiboly) / "''Fa handatsaka rano amin' ny tany mangetana aho; sy sakeli-drano eo amin' ny tany karankaina. Handatsaka ny fanahiko amin' ny taranakao aho, sy ny fitahiako amin' ny solofonao.''" (Ny Baiboly Masina)
* Joela/Joely 3.1 "''Ary rehefa afaka izany, dia handatsaka ny Fanahiko amin' ny nofo rehetra Aho; Dia haminany ny zanakalahinareo sy ny zanakavavinareo, ny lahiantitrareo hanonofy, ary ny zatovonareo hahita fahitana''." (Ny Baiboly) / "''Ary rahefa afaka izany, dia indro fa handatsaka ny Fanahiko amin' ny nofo rehetra aho, ka ny zanakalahy aman-janakavavinareo haminany; ny anti-panahinareo hahita nofy, ny zatovonareo hahazo fahitan''a." (Ny Baiboly Masina)
 
==== Ny Fanahy Masina ao amin'ny jodaismakristianisma ====
Izao ny ampahan'ny fanekem-pinoana:
Tsy vitsy ireo andinin-tsoratra ao amin'ny [[Testamenta Vaovao]] miresaka momba ny Fanahy Masina na heverin'ny teolojiana fa milaza izany. Isan'izany ny ao amin'ny [[Evanjelin'i Joany]] (Joa 15, 26; 16, 8; 1, 32-34; 14, 15-17; 16, 7; 20, 21-22), ny ao amin'ny [[Asan'ny Apostoly|Asan'ny Apôstôly]] (Asa 15, 28; 2, 2-4; 2, 16-17; 2, 38), ny ao amin'ny [[Evanjelin'i Matio]] (Mat 28, 19; 1, 18; 12, 31–32), ny ao amin'ny [[Epistily faharoa ho an'ny Korintiana|Epistily faharoa ho an'ny Kôrintiana]] (2Kor 13, 13; ny toko faha-12 hatramin'ny faha-14), ny ao amin'ny [[Evanjelin'i Lioka]] (Lio 1, 34-35; 2, 25-27), ary ny [[Epistily ho an'ny Romana|Epistily ho an'ny Rômana]] (Rom 8, 1-2; 14, 16). Atao hoe πνεῦμα / ''pneũma'' (midika hoe "fanahy") ny Fanahy Masina amin'ny [[teny grika]]. Ny fiangonana tsirairay dia samy manana ny fomba fiheverany ny Fanahy Masina.
 
==== Ny mihevitra ny Fanahy Masina ho personan'Andriamanitra tokana ====
"''Πιστεύομεν εἰς ἕνα ... καὶ εἰς τὸ πνεῦμα τὸ ἅγιον, τὸ Κύριον, τὸ ζωοποιόν, τὸ ἐκ τοῦ πατρὸς ἐκπορευόμενον, τὸ σὺν πατρὶ καὶ υἱῷ συμπροσκυνούμενον καὶ συνδοξαζόμενον, τὸ λαλῆσαν διὰ τῶν προφητῶν''·" (Dikan-teny grika)
Ny fiangonana mino ny [[Trinite]] dia manao ny Fanahy Masina ho iray amin'ireo persona telon'Andriamanitra tokana. Isan'ireo ny [[Eglizy katôlika rômanina|Fiangonana katôlika]], ny [[Fiangonana ôrtodoksa]], ny [[Anglikanisma|Fiangonana anglikana]] ary ny ankamaroan'ireo [[Protestantisma|Fiangonana protestanta]] sy [[Evanjelisma|ara-pilazantsara]]. Tsy mitovy tanteraka anefa ny fampianaran'izy ireo. Hita izany tsy fitoviana izany eo amin'ny fanekem-pinoana. Ao amin'ny [[Fanekem-pinoana apôstôlika]] (izay tsy ampiasain'ireo [[Fiangonana Tatsinanana]], isan'izany ny Ôrtôdôksa) dia tsy ahitana afa-tsy ny hoe "Mino ny Fanahy Masina aho", ka tsy ahafantarana na persona na Andriamanitra ny Fanahy Masina. Ny [[Fanekem-pinoana nikeana|Fanekem-pinoana nikeana-kônstatinôpôlitana]] dia manamafy ny maha Andriamanitra ny Fanahy Masina nefa tsy mampitombo isa an'Andriamaitra izany.
 
===== Ny Fanahy Masina araka ny Fiangonana Tandrefana =====
"I''sika mino ... Sy ny Fanahy Masina, Izay Tompo sady Mpamelona; Izay avy amin’ny Ray; Izay itsaohana sy omem-boninahitra miaraka amin’ny Ray sy ny Zanaka; Izay niteny tamin’ny alàlan’ny mpaminany'';" (Dikan-teny malagasy)
Ny Fanekem-pinoana nikeana dia nisy tovana natao taty aoriana ka nampidirin'ny Fiangonana Tandrefana miteny latina ny teny hoe "sy tamin'ny Zanaka" (grika: ''καὶ τοῦ Υἱοῦ'' / ''kai tou Uiou''; latina: ''Filioque'') izay nanova ny tokony hinoana momba ny fifandraisan'ny Fanahy Masina sy ny Zanaka ka lasa mivoaka avy amin'ny Ray sy ny Zanaka ny Fanahy Masina. Nandova izany koa ireo fiangonana mino ny Trinite izay nateraky ny [[Reformasiona protestanta|Refôrmasiona prôtestanta]] araka izao:
 
===== Ny Fanahy Masina araka ny Fiangonana Tatsinanana =====
Tsy eken'ny Fiangonana Tatsinanana (isan'izany ny Fiangonana ôrtôdôksa sy ny Fiangonana armeniana) anefa ny nampitsofohan'ny Fiangonana Tandrefana ilay hevitra hoe "nivoaka tamin'ny Zanaka koa ny Fanahy Masina" izay nomena ny anarana latina hoe ''[[Filioque]]'' (grika: ''καὶ τοῦ Υἱοῦ'' / ''kaὶ toū Uioū''). Isan'ny zavatra nampisaraka ny Fiangonana tatsinanana tamin'ny Fiangonana tandrefana izany taty aoriana. Amin'ny Fiangonana Tatsinana dia nivoaka avy amin'ny Ray fotsiny ny Fanahy Masina fa tsy tamin'ny Zanaka koa.
 
==== Ny mihevitra ny Fanahy Masina ho Andriamanitra iray manokana ====
Tamin'ny fotoana niadian-kevitra momba ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina dia nampangaina ho mino andriamanitra telo (triteisma) ireo nanohana ny Trinite. Ankehitriny dia misy ny fiangonana izay manaiky fa Andriamanitra mahaleo tena fa tsy personan'Andriamanitra tokana ny Fanahy Masina, tsy iza izany fa ny [[Fiangonan'i Jesoa Kristy ho an'ny Olomasin'ny Andro Farany]]. Ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina dia Andriamanitra telo samy manana ny persônany sy ny natiorany avy nefa mifameno.
 
Ny Fanahy Masina dia voalazan'ny fampianaran'ny Olomasin'ny Andro Farany fa mpikambana fahatelo amin’ireo Andriamanitra, sady lazainy fa olona Fanahy tsy manana vatana nofo sy taolana, araka ny fampianarany ao amin'ny [[Fotopampianarana sy Fanekempihavanana]]: "''Ny Ray dia manana vatana nofo sy taolana azo tsapaina toy ny an’ ny olona; ny Zanaka koa; fa ny Fanahy Masina dia tsy manana vatana nofo sy taolana fa vatana Fanahy, fa raha tsy izany dia tsy afaka mitoetra ao anatintsika ny Fanahy Masina''." (F&F 130:22).
 
==== Ny mihevitra ny Fanahy Masina ho hery fotsiny ihany ====
Ireo fiangonana tsy mihevitra fa ny Trinite dia midika fisian'Andriamaitra telo dia mampianatra fa herin'Andriamanitra ny Fanahy Masina fa tsy persôna no tsy Andriamanitra. Teo amin'ny tantara dia nisy ireo nihevitra ny Fanahy Masina ho fomba fisehon'ilay Andriamanitra tokana, izany no atao hoe [[môdalisma]]: Ny Ray sy ny Fanahy Masina dia tsy iza fa ilay Andriamanitra tokana tonga nofo tao amin'i Jesoa Kristy ihany. Ankehitriny dia maro ny fiangonana tsy mino ny Trinite izay milaza fa hery entin'Andriamanitra fa tsy persôna ny Fanahy Masina.
 
Amin'ny [[Vavolombelon'i Jehovah]], ohatra, dia hery miasa an’Andriamanitra ny fanahy masina, tsy mitambatra ho Trinite ny Ray sy ny Zanaka (Jesosy) ary ny fanahy masina. Tsy mampiasa sora-madinika ny Vavolombelon'i Jehovah raha manoratra io herin'Andriamanitra io (''fanahy masina'' fa tsy ''Fanany Masina'') mba hanehoany ny tsy maha persôna an'izany.
 
=== Ny Fanahy Masina ao amin'ireony fivavahanafinoana tsy kristianasilamo ===
Ny Fanahy Masina, izay atao amin'ny [[teny arabo]] hoe روح القدس / ''Ruh al-Qudus,'' dia voaresaka inefatra ao amin'ny [[Kor'any]], izay milaza azy ho miasa araka ny sitrapon'Andriamanitra na miantoka ny fifandraisana amin'Andriamanitra. Tsy tena mazava anefa raha manondro fanahy tokana ny hoe Fanahy Masina ao amin'iereo andalana efatra ireo. Tsy Andriamanira sady tsy persôna ny Fanahy Masina. Ny ankamaroan'ny fitantarana ao amin'ny Hadita dia manao ny Fanahy Masina ho ny anjely Jibraily ([[Gabriela]]). Ny teny hoe ''Fanahy'' (amin'ny teny arabo: الروح / ''al-Ruh'') tsy miaraka amin'ny hoe ''Masina'', dia heverina fa ny fanahy mpamorona avy amin'Andriamanitra nentiny namelomana an'i Adama, sady nanindry mandry na nitsilo tamin'ny fomba maro samihafa ireo irak'Andriamanitra toa an'i [[Jesoa]] sy i [[Abrahama]]. Ny finoana ny Trinite izay manao ny Fanahy Masina ho Andriamanitra dia toherin'ny Kor'any ary ataony fa fitenenan-dratsy an'Andriamanitra.
 
=== Ny Fanahy Masina ao amin'ny fivavahanafinoana abrahamika hafabahay ===
Ny finoana bahay dia manana ny ataony hoe ''Fanahy Lehibe Indrindra'', izay inoany ho ny hatsaram-pon'Andriamanitra. Ampiasain'ny mpino bahay ny teny izany mba hiresahany ny fidinan'ny Fanahin'Andriamanitra eo amin'ireo iraka alefany (ireo mpaminanin'Andriamanitra) izay ahitana an'i [[Jesoa]], i [[Mohamady]], i Bahaola (Baha'ula) sns.
 
Amin'ny finoana bahay, ny Fanahy Masina dia ny lalana izay ahafahan'ny fahendrena'Andriamanitra hikamlbana amin'ny irany, ary maro ny fomba filazana azy sy ny fomba fisehony, arakaraka ny fivavahana, ka isan'izay ilay roimemy nirehitra hitan'i Mosesy, ny afo masin'i [[Zaratostra]] (na Zôrôastra), ny voromailala tamin'ny andron'i Jesoa, ary ny "Mpanompo vavin'ny Lanitra" hitan'i Bahaola. Ny finoana bahay dia mitsipaka ny filazana fa mpiara-miasa ao amin'Andriamanitra ny Fanahy Masina, ny inoany dia ny maha iray amin'ireo toetra maha izy an'Andriamanitra azy.
==== Ny Fanahy Masina ao amin'ny jodaisma ====
Maro ireo andinin-tsoratra ao amin'ny [[Tanakh|Baiboly amin'ny teny hebreo]] ([[Testamenta Taloha]]) izay milaza mivantana ny Fanahy Masina na heverin'ny teolojiana fa milaza izany. Isan'izany ny ao amin'ny [[Bokin'ny Genesisy]] (Gen 1,2; 2,7), ny ao amin'ny [[Bokin'ny Salamo]] (Sal 51 (50), 13; 98 (97), 1), ny ao amin'ny [[Bokin'i Jeremia]] (Jer 23, 9), ny ao amin'ny [[Boky faharoan'i Samoela]] (2Sam 23, 2-3), ny ao amin'ny [[Bokin'i Isaia]] (Isa 11, 1-2), ary ny ao amin'ny [[Bokin'i Joela]] (Joel 2, 28-29).
 
==== Ny Fanahy Masina ao amin'ny finoanafivavahana bahayhafa ====
Ao amin'ny jodaisma dia רוח הקודש / ''ruakh ha-kodesh'' ("fanahy masina") na ''Fanahin'Andriamanitra'' ny Fanahy Masina. Ny andian-teny hoe ''Fanahy Masina'' dia fandraisana sy fandikana ny [[teny hebreo]] hoe רוח הקודש / ''ruakh ha-kodesh'' (midika hoe "fanahy masina"). Hita ao amin'ny Baiboly amin'ny teny hebreo koa ny hoe רוּחַ קָדְשְׁךָ / ''ruakḥ qodshəka'', "ny fanahinao masina" (Salamo 51.11), sy רוּחַ קָדְשׁוֹ / ''ruakḥ qodshō'', "ny fanahiny masina" (Isaia 63.10-11).
 
=== Fanahy Masina ao amin'ny hindoisma ===
* Salamo 51.11 "A''za manary ahy hiala eo anatrehanao; ary aza manaisotra ny Fanahinao Masina'' (רוּחַ קָדְשְׁךָ) ''amiko''." ([[Baiboly protestanta amin'ny teny malagasy|Ny Baiboly]]) / Salamo 51.13 "A''za ariana lavitra ny tavanao aho; aza esorina amiko ny fanahinao masina''." ([[Baiboly katolika amin'ny teny malagasy|Ny Baiboly Masina]])
 
* Isaia/Izaia 63.10-11 "<sup>10</sup> ''Fa ireo kosa dia niodina ka nanome alahelo ny Fanahy Masiny'' (רוּחַ קָדְשׁוֹ) ; ''dia tonga fahavalony Izy ka niady taminy. Ary ny olony dia nahatsiaro ny andro taloha ela, dia ny tamin' i Mosesy''. <sup>11</sup> ''Aiza Ilay nitondra azy mbamin' ny mpiandry ondriny niakatra avy tamin' ny ranomasina? Aiza Ilay nametraka ny Fanahy Masiny tao aminy'', ..." (Ny Baiboly) / "<sup>10</sup> ''Izy ireo kosa anefa niodina sy nampalahelo ny Fahaniny Masina; ka dia tonga fahavalon' izy ireo izy tamin' izay, ary ny tenany no niady tamin' ireny'' <sup>11</sup> ''Dia nahatsiaro ny andro fahiny, ny andron' i Moizy, ny vahoakany! Aiza ilay nitondra niakatra avy tamin' ny ranomasina, ny mpiandry ny andian' ondriny? Aiza ilay nametraka teo amin' izy ireo, ny Fanahiny Masina''" (Ny Baiboly Masina)
 
Ny andian-teny izay nadika hoe "''fanahin'Andriamanitra''" dia miseho koa:
 
* Genesisy/Jenezy 1.2 "''Ary ny tany dia tsy nisy endrika sady foana; ary aizina no tambonin' ny lalina. Ary ny fanahin' Andriamanitrananomba tambonin' ny rano''." (Ny Baiboly) / "''Tsy nisy endrika sady foana ny tany; ny aizina nanarona ny hantsana ary ny fanahin' Andriamanitra nisonenika tambonin' ny rano''." (Ny Baiboly Masina)
* 1 Samoela 16.13 "''Ary Samoela nandray ny tandroka feno diloilo ka nanosotra azy teo amin' ny rahalahiny; ary ny Fanahin' i Jehovah dia nilatsaka tamin' i Davida hatramin' iny andro iny. Dia nitsangana Samoela ka nankany Rama''." (Ny Baiboly) / "''Dia noraisin' i Samoela ny tandroka nisy diloilo, ka nohosorany teo afovoan' ny rahalahiny io; ary hatramin' izany andro izany sy tamin' ny andro manaraka, dia nidina tamin' i Davida ny fanahin' ny Tompo Dia niainga Samoela nankany Ramata''." (Ny Baiboly Masina)
* Salamo 143.10 "''Ampianaro hanao ny sitraponao aho; Fa Hianao no Andriamanitro; Aoka ny Fanahinao tsara no hitarihanao ahy amin' izay tany marina''." (Ny Baiboly) / "''Ampianaro hanao ny sitra-ponao aho fa hianao no Andriamanitro. Ny fanahinao tsara anie hitarika ahy, eo amin' ny làla-mahitsy''." (Ny Baiboly Masina)
* Isaia/Izaia 44.3 "''Fa handatsaka rano amin' izay mangetaheta Aho, ary riaka ho amin' izay tany karankaina; Eny, handatsaka ny Fanahiko amin' ny taranakao Aho, ary ny fitahiako ho amin' ny terakao''." (Ny Baiboly) / "''Fa handatsaka rano amin' ny tany mangetana aho; sy sakeli-drano eo amin' ny tany karankaina. Handatsaka ny fanahiko amin' ny taranakao aho, sy ny fitahiako amin' ny solofonao.''" (Ny Baiboly Masina)
* Joela/Joely 3.1 "''Ary rehefa afaka izany, dia handatsaka ny Fanahiko amin' ny nofo rehetra Aho; Dia haminany ny zanakalahinareo sy ny zanakavavinareo, ny lahiantitrareo hanonofy, ary ny zatovonareo hahita fahitana''." (Ny Baiboly) / "''Ary rahefa afaka izany, dia indro fa handatsaka ny Fanahiko amin' ny nofo rehetra aho, ka ny zanakalahy aman-janakavavinareo haminany; ny anti-panahinareo hahita nofy, ny zatovonareo hahazo fahitan''a." (Ny Baiboly Masina)
 
==== Ny Fanahy Masina ao amin'ny finoana silamo ====
Ny Fanahy Masina, izay atao amin'ny [[teny arabo]] hoe روح القدس / ''Ruh al-Qudus,'' dia voaresaka inefatra ao amin'ny [[Kor'any]], izay milaza azy ho miasa araka ny sitrapon'Andriamanitra na miantoka ny fifandraisana amin'Andriamanitra. Tsy tena mazava anefa raha manondro fanahy tokana ny hoe Fanahy Masina ao amin'iereo andalana efatra ireo. Tsy Andriamanira sady tsy persôna ny Fanahy Masina. Ny ankamaroan'ny fitantarana ao amin'ny Hadita dia manao ny Fanahy Masina ho ny anjely Jibraily ([[Gabriela]]). Ny teny hoe ''Fanahy'' (amin'ny teny arabo: الروح / ''al-Ruh'') tsy miaraka amin'ny hoe ''Masina'', dia heverina fa ny fanahy mpamorona avy amin'Andriamanitra nentiny namelomana an'i Adama, sady nanindry mandry na nitsilo tamin'ny fomba maro samihafa ireo irak'Andriamanitra toa an'i [[Jesoa]] sy i [[Abrahama]]. Ny finoana ny Trinite izay manao ny Fanahy Masina ho Andriamanitra dia toherin'ny Kor'any ary ataony fa fitenenan-dratsy an'Andriamanitra.
 
=== Zoroastrisma ===
==== Ny Fanahy Masina ao amin'ny finoana bahay ====
 
== Jereo koa: ==