Fanahy Masina: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
k Nanitatra |
Nanitatra |
||
Andalana faha-2:
Ao amin’ireo Fiangonana kristiana be mpanaraka sy mitazona ny [[tenim-pinoana]] (dogma) mahazatra ([[Katolisisma|katolika]] sy [[Kristianisma ortodoksa|ortodoksa]] ary ny ankamaroan’ny [[Protestantisma|prôtestanta]]) dia tsy hery fotsiny ihany ny Fanahy Masina fa [[Persona (teolojia)|persôna]] fahatelon’ Andriamanitra, manampy ny [[Andriamanitra Ray|Ray]] sy ny [[Andriamanitra Zanaka|Zanaka]] ao amin’ny [[Trinite]]. Ny taranja [[Teolojia|teôlôjika]] andinihana sy ampianarana ny amin’ny Fanahy Masina dia ny [[Pneomatolojia|Pneomatôlôjia]].
Ny andian-teny hoe ''Fanahy Masina'' dia fandraisana sy fandikana ny [[teny hebreo]] hoe רוח הקודש / ''ruakh ha-kodesh'' (midika hoe "fanahy masina"). Hita ao amin'ny [[Tanakh|Baiboly amin'ny teny hebreo]] koa ny hoe רוּחַ קָדְשְׁךָ / ''ruakḥ qodshəka'', "ny fanahinao masina", sy רוּחַ קָדְשׁוֹ / ''ruakḥ qodshō'', "ny fanahiny masina". ▼
== Ny Fanahy Masina araka ny Baiboly ==
Ligne 17 ⟶ 9 :
=== Ny Fanahy Masina araka ny Testamenta Vavao ===
Atao hoe πνεῦμα / ''pneũma'' (midika hoe "fanahy") ny Fanahy Masina amin'ny [[teny grika]]. Tsy vitsy
== Ny fiheveran'ny fivavahana kristiana ny Fanahy Masina ==
Ligne 49 ⟶ 41 :
Amin'ny [[Vavolombelon'i Jehovah]], ohatra, dia hery miasa an’Andriamanitra ny fanahy masina, tsy mitambatra ho Trinite ny Ray sy ny Zanaka (Jesosy) ary ny fanahy masina. Tsy mampiasa sora-madinika ny Vavolombelon'i Jehovah raha manoratra io herin'Andriamanitra io (''fanahy masina'' fa tsy ''Fanany Masina'') mba hanehoany ny tsy maha persôna an'izany.
== Ny Fanahy Masina ao amin'ireo fivavahana tsy kristiana ==
=== Ny Fanahy Masina ao amin'ny fivavahana abrahamika hafa ===
==== Ny Fanahy Masina ao amin'ny jodaisma ====
▲Ao amin'ny jodaisma dia רוח הקודש / ''ruakh ha-kodesh'' ("fanahy masina") na ''Fanahin'Andriamanitra'' ny Fanahy Masina. Ny andian-teny hoe ''Fanahy Masina'' dia fandraisana sy fandikana ny [[teny hebreo]] hoe רוח הקודש / ''ruakh ha-kodesh'' (midika hoe "fanahy masina"). Hita ao amin'ny [[Tanakh|Baiboly amin'ny teny hebreo]] koa ny hoe רוּחַ קָדְשְׁךָ / ''ruakḥ qodshəka'', "ny fanahinao masina" (Salamo 51.11), sy רוּחַ קָדְשׁוֹ / ''ruakḥ qodshō'', "ny fanahiny masina"
* Salamo 51.11 "A''za manary ahy hiala eo anatrehanao; ary aza manaisotra ny Fanahinao Masina'' (רוּחַ קָדְשְׁךָ) ''amiko''." ([[Baiboly protestanta amin'ny teny malagasy|Ny Baiboly]]) / Salamo 51.13 "A''za ariana lavitra ny tavanao aho; aza esorina amiko ny fanahinao masina''." ([[Baiboly katolika amin'ny teny malagasy|Ny Baiboly Masina]])
* Isaia/Izaia 63.10-11 "<sup>10</sup> ''Fa ireo kosa dia niodina ka nanome alahelo ny Fanahy Masiny'' (רוּחַ קָדְשׁוֹ) ; ''dia tonga fahavalony Izy ka niady taminy. Ary ny olony dia nahatsiaro ny andro taloha ela, dia ny tamin' i Mosesy''. <sup>11</sup> ''Aiza Ilay nitondra azy mbamin' ny mpiandry ondriny niakatra avy tamin' ny ranomasina? Aiza Ilay nametraka ny Fanahy Masiny tao aminy'', ..." (Ny Baiboly) / "<sup>10</sup> ''Izy ireo kosa anefa niodina sy nampalahelo ny Fahaniny Masina; ka dia tonga fahavalon' izy ireo izy tamin' izay, ary ny tenany no niady tamin' ireny'' <sup>11</sup> ''Dia nahatsiaro ny andro fahiny, ny andron' i Moizy, ny vahoakany! Aiza ilay nitondra niakatra avy tamin' ny ranomasina, ny mpiandry ny andian' ondriny? Aiza ilay nametraka teo amin' izy ireo, ny Fanahiny Masina''" (Ny Baiboly Masina)
Ny andian-teny izay nadika hoe "''fanahin'Andriamanitra''" dia miseho koa:
* Genesisy/Jenezy 1.2 "''Ary ny tany dia tsy nisy endrika sady foana; ary aizina no tambonin' ny lalina. Ary ny fanahin' Andriamanitrananomba tambonin' ny rano''." (Ny Baiboly) / "''Tsy nisy endrika sady foana ny tany; ny aizina nanarona ny hantsana ary ny fanahin' Andriamanitra nisonenika tambonin' ny rano''." (Ny Baiboly Masina)
* 1 Samoela 16.13 "''Ary Samoela nandray ny tandroka feno diloilo ka nanosotra azy teo amin' ny rahalahiny; ary ny Fanahin' i Jehovah dia nilatsaka tamin' i Davida hatramin' iny andro iny. Dia nitsangana Samoela ka nankany Rama''." (Ny Baiboly) / "''Dia noraisin' i Samoela ny tandroka nisy diloilo, ka nohosorany teo afovoan' ny rahalahiny io; ary hatramin' izany andro izany sy tamin' ny andro manaraka, dia nidina tamin' i Davida ny fanahin' ny Tompo Dia niainga Samoela nankany Ramata''." (Ny Baiboly Masina)
* Salamo 143.10 "''Ampianaro hanao ny sitraponao aho; Fa Hianao no Andriamanitro; Aoka ny Fanahinao tsara no hitarihanao ahy amin' izay tany marina''." (Ny Baiboly) / "''Ampianaro hanao ny sitra-ponao aho fa hianao no Andriamanitro. Ny fanahinao tsara anie hitarika ahy, eo amin' ny làla-mahitsy''." (Ny Baiboly Masina)
* Isaia/Izaia 44.3 "''Fa handatsaka rano amin' izay mangetaheta Aho, ary riaka ho amin' izay tany karankaina; Eny, handatsaka ny Fanahiko amin' ny taranakao Aho, ary ny fitahiako ho amin' ny terakao''." (Ny Baiboly) / "''Fa handatsaka rano amin' ny tany mangetana aho; sy sakeli-drano eo amin' ny tany karankaina. Handatsaka ny fanahiko amin' ny taranakao aho, sy ny fitahiako amin' ny solofonao.''" (Ny Baiboly Masina)
* Joela/Joely 3.1 "''Ary rehefa afaka izany, dia handatsaka ny Fanahiko amin' ny nofo rehetra Aho; Dia haminany ny zanakalahinareo sy ny zanakavavinareo, ny lahiantitrareo hanonofy, ary ny zatovonareo hahita fahitana''." (Ny Baiboly) / "''Ary rahefa afaka izany, dia indro fa handatsaka ny Fanahiko amin' ny nofo rehetra aho, ka ny zanakalahy aman-janakavavinareo haminany; ny anti-panahinareo hahita nofy, ny zatovonareo hahazo fahitan''a." (Ny Baiboly Masina)
==== Ny Fanahy Masina ao amin'ny silamo ====
<br />
== Jereo koa: ==
|