Texas: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications
Marika: Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Aucun résumé des modifications
Marika: Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-5:
Ny '''Texas''' dia firenena eo antsimon'i [[Etazonia]], izy io dia ilay firenena ngeza indrindra eo arinan'i [[Alaska]] (696.241 km²) ary izy no firenena faha roa amin'ny isam-ponina (23,9 trapitrisa).
 
80% ny olona miaina any Texas miaina anaty tanàna, ny antsasan'io no miaina any [[Houston]], [[San Antonio]], [[Dallas]], na [[Fort Worth]].
 
Ngeza non'i [[Frantsa]] na [[Madagasikara]] ny fivelaran'i Texas, ary manana endiky ny [[faritra]] maro dia maro izy : misy ny zetra arỳ antsinanana, ary misy ny tany hay arỳ andrefana.