Fiangonana ôrtôdôksa tatsinanana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Niala ny fanovàna 990960 nataon'i Thelezifor (resaho)
Marika: Annulation
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
 
Ny [[Fiangonana ortodoksa tatsinanana|'''Fiangonana ortodoksa tatsinanana''']] na [[Fiangonana ortodoksa tatsinanana|'''Fiangonana ortodoksa katolika''']] izay fantatra indrindra amin'ny anarana fohy hoe [[Fiangonana ortodoksa tatsinanana|'''Fiangonana ortodoksa''']] dia fiangonana faharoa, raha ny hamaron'ny mpino ao aminy no jerena. Iray amin'ireo fiangonana tranainy indrindra izy. Fiombonam-piangonana ortodoksa maromaro izay samy niorina araka ny [[Konsily fito|Kosily fito]] nifandimby izay atao hoe "[[Fiangonana ortodoksa tatsinanana|Fiangonan'ny konsily fito]]" izy. Ny ankamaroan'ny Fiangonana ortodoksa tatsinanana dia hita ao [[Eoropa Andrefana]] sy ao [[Grisy|Grisia]] (na Gresy) ary ao [[Kaokazy]]. Ahitana mpivavaka ortodoksa koa ny tapany atsinanan'i [[Ranomasina Mediteranea|Mediteranea]] sy ao [[Afrika]]. Vitsy dia vitsy ny mpino ortodoksa any [[Atsinanana Afovoany]] noho ny fisian'ny fanenjehana. Amin'izao fotoana izao dia miisa 250 000 000 any ho any ny mpino ortodoksa maneran-tany.
 
== Ireo fiangonana 14 mpiombona ==