Tantara: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Legobot (dinika | fandraisan'anjara)
k Bot: Migrating 182 interwiki links, now provided by Wikidata on d:q309 (translate me)
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-4:
[[Sary:The Historian (The How and Why Library).jpg|140px|ankavanana|''The Historian'' (ilay mpitantara)]]
 
Ny '''Tantara''' (avy amin'ny [[fiteny sanskrity]] तन्त्र ''tantra'') dia fandinihana ny zava-mitranga, ny zava-bita ary ny zavatra mikasika azy. Ny tantara dia zavatra tantaraina, izy io dia fitaratry ny zava-mitranga efa lasa, ary ny olona mandinika sy mitantara io zavatra io dia lazaina hoe mpahay tantarata.
 
== Fifironan-teny ==
Ny tantara dia zavatra tantaraina, izy io dia fitaratry ny zava-mitranga efa lasa, ary ny olona mandinika sy mitantara io zavatra io dia lasaina hoe tantarata. Ny tantarata dia manandrana mamisavisa, manazava na mamerina ny zava-nitranga tamin'ny fotoana taloha. Na inona na inona ny fotoana, na inona na inona ny zana-tanjon'ny tantarata, ny Tantara dia "zavatra foronin'ny olona", soratana anatin'ny fotoana isiany. Araka ny lasain'ny tantarata [[Antoine Prost]] :
Avy amin'ny [[fiteny sanskrity]] तन्त्र / ''tantra'' ny teny malagasy hoe ''tantara''.
<blockquote>
 
« L’histoire c’est ce que font les historiens »
: «== Ny tantara dia ataontanjon'ny tantaratatantara »==
Ny tantara dia zavatra tantaraina, izy io dia fitaratry ny zava-mitranga efa lasa, ary ny olona mandinika sy mitantara io zavatra io dia lasaina hoe tantarata. Ny tantarata dia manandrana mamisavisa, manazava na mamerina ny zava-nitranga tamin'ny fotoana taloha. Na inona na inona ny fotoana, na inona na inona ny zana-tanjon'ny tantarata, ny Tantara dia "zavatra foronin'ny olona", soratana anatin'ny fotoana isiany. Araka ny lasain'ny tantarata [[Antoine Prost]] : « L’histoire c’est ce que font les historiens » ("Ny tantara dia ataon'ny tantarata ").
</blockquote>
 
Ny tantara dia karazana filaza, tsy mifototra amin'ny famoronan-javatra, fa mifototra amin'ny loharano. Mifatotra amin'ny loharano izy mba hamerina ny singan'ny efa lasa.
 
Ny tantara, tsy hoe fitaratry ny efa lasa, dia mifototra ara-pomba. Nivoatra izy tamin'ny fandrosoan'ny taona, fivoarana tenenina hoe tantaram-panoratana ny tantara na ''historiographie'' amin'ny teny frantsay. Ny fomba ara-tantara dia mifototra eo amin'ny vondrona siansa manatrika azy ary manampy ny tantarata hanoratra ny tantarany.
 
[[Sokajy:Tantara| ]]