Angano: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-3:
Ny '''angano''' dia fitantarana zavatra tsy nisy nefa namboarina ho toy ny nisy ary natao hanatsoahana fananarana, na fitantarana zava-nitranga tokoa. Karazana lahabolana tsotra, lava ary miendrika [[tantara foronina]] noho ireo dingana hita ao anatiny sy ny mpandray anjara ary ny olana sy ny vahaolana hita taratra ao amin'ny tantara ny angano.
 
== Ny angano malagasy ==
''Famaritana'' : Manana hevitra manokana ny teny malagasy hoe ''angano'' , tsy azo ampitovina fotsiny amin'ny teny frantsay hoe ''conte'' na ''mythe'' satria ireo tsy mitovy dika aminy.
Manana hevitra manokana ny teny malagasy hoe ''angano'', tsy azo ampitovina fotsiny amin'ny teny frantsay hoe ''conte'' na ''mythe'' satria ireo tsy mitovy dika aminy. Ny "conte" dia entina manazava ny fiainan'olombelona avy amin'ny fanoharana azy amin'ny samy olombelona na amin'ny zavaboaary hafa. Matetika amin'izany dia misy lohateny vahavahana mandritra ny angano iray manontolo. Ohatra: "Ny tanalahy sy ny lambo".Ny "mythe" dia karazana angano fiandohana na anganom-piforonana. Io no atao hoe [[fedrà]]. Ohatra: "Ifara sy Trimobe"''.''
 
=== Ny angano teo amin'ny Ntaolo ===
"Conte" : Entina manazava ny fiainan'olombelona avy amin'ny fanoharana azy amin'ny samy olombelona na amin'ny zavaboaary hafa.
Ny Ntaolo dia nanabe ireo taranany tamin'ny alalan'ny fitantarana angano amin'ny hariva. Isaky ny maheno angano ny ankizy dia manatsoaka lesona, mahalala zava-baovao momba ny fiainana.
Matetika amin'izany dia misy lohateny izay vahavahana mandritra ny angano iray manontolo.
 
=== Ny angano ankehitriny ===
Ohatra: "Ny tanalahy sy ny lambo" , in ''Anganon'ny Ntaolo''
Ankehitriny dia mila tsy hananana ny anjara toerana notanany taloha ny angano noho ny fisian'ny fitaovana vokatry ny teknolojia vaovao toy ny sary miaina sy ny kilalao elektrônka. Tantaraina am-bava ny angano tamin'ny andro taloha fa ankehitriny dia maro ny voasoratra am-boky. Ankehitriny dia tsy mahavatra mitantara angano amin'ny zanany na ny zafikeliny na ny mpianany ny ray aman-dreny sy ny raiba na renibe ary ny mpampianatra.
 
=== Tanjon'ny fitantarana angano ===
"Mythe" : Karazana angano fiandohana na anganom-piforonana. Io no atao hoe [[fedrà]].
Fitaovana ahafahana manabe sy manefy ny maha olona ny olona ny angano. Mahatonga ny ankizy haharesy ny tahotra ao aminy sady ahazoanhy fanazavana tsotra momba ny fianana ny angano. Ahafahan'ny ankizy mizatra ireo lohahevitra lehibe toy ny fiainana sy ny fahafatesana, ny fomba amaml-panao, ny fahasahiana sy ny hakanosana, ny fahantrana sy ny fananan-karena, ny tsara sy ny ratsy. Ny angano dia mitondra fahalalana momba ny teny sy ny fiteny ny agano satria heno ao daholo ireo voanteny tsy faheno andavanandro. Fitaovam-pampianarana ny angano noho izy afaka mampahatsiahy ny zava-nitranga tamin'ny fotoana lasa. Mandefa ny fisainana any amin'ny lasa ny angano.
 
Ohatra: "Ifara sy Trimobe" , in ''Anganon'ny Ntaolo''