Fiteny latina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-26:
=== Teny voasintona ===
 
Ny fiteny rômana (toy ny [[fiteny espaniola]], ny [[fiten'i Ôily]], ny [[fiteny frantsay]], ny fiteny italiana, ny [[fitenin'i Ôka|fitenin'Ôka]], ny [[fiteny katalàna]], ny [[fiteny pôrtogey]], ny [[fiteny romantsa]] ary ny [[fiteny romaniana]]) dia nivoatra avy amin'ny fiteny latina.
 
Karazana fandravonana ireo fiteny rômana ireo ny ''interlingua'', izay afaka azon'ny olona 900 tapitrisa (tontalin'ny mpiteny rômana) avy hatrany.