Tarika matoanteny: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications |
Aucun résumé des modifications |
||
Andalana faha-1:
Ny '''tarika matoanteny''' dia [[Tarika (fitsipiteny)|tarika]] foronin'ny [[matoanteny]] sy ny teny na andianteny mameno azy sady tsy azo foanana. Ireo teny mameno azy ireo dia mety ho [[famenon'ny matoanteny]] na [[tambinteny]] na [[Mpamaritra (fitsipiteny)|mpamaritra]] na teny amin'ny [[Sokajin-teny|sokajy]] hafa. Ampahatsiahivina fa ny famenon'ny matoanteny dia lazaina hoe "[[fameno zoina]]" raha ampifamalina amin'ny famenon'ny fehezanteny izay atao hoe "[[fameno toe-javatra]]".
Ohatra:
|