Batisa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-8:
== Ny batisa araka ny Baiboly ==
 
=== Izay heverina hoNy batisa ao amin'ny Testamenta Taloha ===
Ny Lalàna jiosy dia manafatra ny fampiasana ny rano mba hidiovana (Lev. 11.25-40 ; 15.5-7). I [[Elia]] dia nandidy ny jeneraly siriana atao hoe Namàna handro ao amin’ny onin’i [[Jordana (ony)|Jordana]] mba ho sitrana amin’ny habokany (2 Mpanj. 10). Talohan’ny nahatongavan'i [[Jesoa]] Kristy dia nasaina niditraniroboka an-drano ireo olona niova finoana ho amin’ny [[Jodaisma|fivavahana jiosy]] ho mariky ny fidirany ao amin’ny fanekem-pihavanana. Ny [[mpaminany]] sasany dia nihevitra fa ireo Jiosy babo miverina ho olona afaka eo amin’ny taniny indray dia tokony hiampita ny onin'i [[Jordana (ony)|Jordana]] mba ho lenan’ny rano ka ho voadio amin’ny fahotany alohan’ny hahatongavan’ny [[Fanjakan'Andriamanitra|Fanjakan’Andriamanitra]] (Ezek. 36.25).
 
INanohy izany fomba jiosy izany i [[Jaona mpanao batisa]] dia nanohy izany fomba jiosy izany ka nitaona ny [[Jiosy]] hatao batisa ao amin’ny onin'i Jordana mba ho voavela heloka (Mar. 1.4).
 
=== Ny batisa araka ny Testamenta Vaovao ===