Batisa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-8:
== Ny batisa araka ny Baiboly ==
 
=== NyIzay heverina ho batisa ao amin'ny Testamenta Taloha ===
Ny Lalàna jiosy dia manafatra ny fampiasana ny rano mba hidiovana (Lev. 11.25-40 ; 15.5-7). I [[Elia]] dia nandidy ny jeneraly siriana atao hoe Namàna handro ao amin’ny onin’i [[Jordana (ony)|Jordana]] mba ho sitrana amin’ny habokany (2 Mpanj. 10). Talohan’ny nahatongavan'i [[Jesoa]] Kristy dia nasaina niditra an-drano ireo olona niova finoana ho amin’ny [[Jodaisma|fivavahana jiosy]] ho mariky ny fidirany ao amin’ny fanekem-pihavanana. Ny [[mpaminany]] sasany dia nihevitra fa ireo Jiosy babo miverina ho olona afaka eo amin’ny taniny indray dia tokony hiampita ny onin'i Jordana mba ho lenan’ny rano ka ho voadio amin’ny fahotany alohan’ny hahatongavan’ny [[Fanjakan'Andriamanitra|Fanjakan’Andriamanitra]] (Ezek. 36.25).