Prôtestantisma eto Madagasikara: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-27:
Niditra teto Madagasikara koa ny Misiona katolika tamin'izany taona 1861 izany. Nandroso ny fanorenana sekoly sy trano fiangonana ary trano fitsaboana nataon'ireo misionera sady namboarina ny lapan'ny mpanjaka. Tamin'io taona io dia nanomboka ny fifaninanana teo amin'ny misiona protestanta sy ny misiona katolika.
 
==== FahaTaorian-dRanavalona RasoherinaI ====
Nandimby an-dRadama II vadiny izay nisy namono [[Rasoherina]] (nanjaka teo anelanelan’ny taona 1863 sy 1868) tamin'ny taona 1863 ka amin'ny ankapobeny dia nihatsara hatrany ny fifandraisana amin'ny vahiny, isan'izany ny misionera. Tsy dia nankasitrahany anefa ny fifandraharana tamin'i [[Frantsa]]. Tonga teto tsy nisy mpanakantsakana ny misionera protestanta anglisy tao amin'ireo fikambanana toa:
 
Andalana faha-34:
* ny Misiona frenjy, ''Friends of Foreign Mission Association'' (FFMA) tamin’ny taona 1867.
 
==== Faha Ranavalona II ====
[[Sary:Ranavalona II.jpg|vignette|309x309px|Ranavalona II]]
Namoaka didy momba ny famerenana ny fivavahana kristiana ny mpanjakavavy [[Ranavalona II]] (nanjaka teo anelanelan'ny taona 1883 sy 1896), izay nandimby an-dRasoherina. Natao [[batisa]] tamin'ny taona 1869 izy rehefa avy niova finoana ho protestanta ka tsy nekeny ny fivavahan-drazana sady nataony fivavaham-panjakana ny [[protestantisma]].
Ligne 40 ⟶ 39 :
Nifanohana ny Protestanta anglisy sy ny Protestanta frantsay ka nandroso lavitra ny protestantisma teto Madagasikara raha mitaha amin'ny katolisisma na dia nampian'ny fanjakana frantsay aza. Ny ankamaroan'ny mpino protestanta anefa dia mpanara-drian-drano, "mpanao rebik'ondry", tamin'izany fotoana izany.
 
<br />
 
==== Faha Ranavalona III ====
Tamin'ny taona 1883 dia efa nanomboka niatrika ady amin’i [[Frantsa]] ny tafika malagasy. Nitombo tanjaka hatrany anefa ny Protestanta tamin’ny nahatongavan'ny misionera loterana avy amin'ny ''Lutherian Church of America'' (LCA) tamin’ny taona 1888 sy ny ''Lutherian Board of Mission'' (LBM) tamin'ny taona 1890. Nanenika ny Nosy ny fitorian'ny Protestanta ny Filazantsara ka ny Norveziana sy ny Amerikana nankany amin'ny tapany atsimon'ny Nosy fa ny Anglisy kosa nijanona tao afovoan-tany sy tany amin'ny morontsiraka atsinanana.