Vorona: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Chenspec (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Andalana faha-3:
Ny '''vorona''' dia ao amin'ny kilasin'ny [[biby manana taolan-damosina]], ny ''Aves''.
 
Izy ireo dia manana ra mafana ary manana [[atody]]. Feno volom-borona ny tenany ary manana [[elatra]]. Ny volom-borona dia manana asa telo, ny fisidinana, ny famehezana ny mari-pana ary ny fampisehoana. Manana [[taolana]] poak'aty ny vorona hahakely ny lanjany.
 
Noho izy ireo mafana vatana, dia mampiasa hery betsaka izy ireo. Noho izany, dia mihinana [[sakafo]] be dia be ireo raha oharina amin'ny lanjany.
 
Karazam-borona samihafa mihoatra ny 9000 no efa fantatra.
 
Ny vorona dia hita ao amin'ny [[kaontinanta]] rehetra eto amin'izao tontolo izao. Ny karazam-borona ny samihafa dia afaka miaina amin'ny tontolo mangatsiaka, ary ny hafa dia afaka miaina ao amin'ny toe-tany mahamay. Ny vorona dia hita anaty [[ala]], amin'ny kijana, amin'ny harambato tarehy, amin'ny sisin-drenirano, ny vato amoron'ny [[ranomasina]], amin'ny zana-tsipìkany sy ny tampon-trano.
 
Mihinana sakafo isan-karazany ny vorona isan-karazany. Mihinan-kena ny ankamaroan'ny vonona ary mihinana nofon-kena izy ireo. Maro ireo vorona mihinana [[bibikely]] na [[trondro]]. Mihinana karazam-[[bibilava]] na [[voalavo]] na koa karazam-borona hafa izy ireo. Misy vorona hafa ihany koa mihinana fatim-biby. Ireo biby toa ny [[boloky]] dia mihinana voa ary [[voankazo]].
 
== Jereo koa ==
 
 
* [[Akoho]]