Atsinanana Akaiky: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Nanova
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:NearEast3.png|vignette|203x203px|Ny faritra Atsinana Akaiky (arakaraka ny famaritana)]]
Ny faritra '''Atsinana Akaiky''' dia faritra mahafaoka ny ampahan'i [[Azia]] sy [[Afrika]] hatrany amin'ny faritra atsimo-atsinanan'ny lempona Levantina (faritra atsinanan'ny [[Ranomasina Mediteranea]]), hatrany amin'ireo tangotontangoron-tendrombohitra any itambaran'i [[Iràna]] sy i [[Afganistana|Afganistàna]]. Atao hoe '''Atsinanana Afovoany''' ihany koa izy.