Bokin' ny Salamo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-4:
 
== Fiforonan-teny ==
Ny teny hoe ''Bokin'ny Salamo'' na ''Salamo'' dia fanagasiana ny [[Fiteny grika|teny grika]] hoe ''Βίβλος Ψαλμών'' / ''Biblos Psalmôn'' ("Bokin-kira", "Bokin'antsa") na ''Ψαλμοί'' / ''Psalmoi'' ("hira, antsa" (milaza maro)). Izany dia nenti-mandika ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]] hoe ספר תְּהִלִּים / ''Sefer Tehillim'' ("Bokim-piderana" na "Bokin-kira fiderana") izay tsorina fotsiny amin'ny hoe תְּהִלִּים / ''Tehillim'' ("Fiderana" na "Hira fiderana").
 
== Lohahevitra ==
Tsy hira fiderana ranofotsiny no hita ao amin'ny ''Bokinny Salamo'' fa misy ihany koa ny hira miompana amin'ny lohahevitra hafa. Ireto misy ohatra amin'ireo lohahevitra hita ao:
 
* salamo fiderana an'Andriamanitra (ohatra: faha-105),