Ombiasa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-13:
 
=== Ombiasa mitazona ody ===
Ahafantarana indrindra ny ombiasa koa ny fitazomana [[ody]], ka ny mahery indrindra amin'izany ody izany dia ny [[mohara]] na [[Sampy (malagasy)|sampy]]. Mety atao hanasoavana ny olona sy ny fiarahamonina ny ody, ka ampiasaina hanasitranana, handroahana ny fanahy ratsy, hiarovana amin'ny fisomparana, hampitomboana ny harena sns. Mety azo ampiasaina amin'ny fanaovan-dratsy koa ny ody, toy ny famorehana olona mba harary na hofaty, na mba tsy hahomby eo amin'ny fiainana. Inoan'ny Malagasy ny fisian'ny ody fitia, ny ody varatra, ny ody havandra, ny ody bala (balam-basy) sns.
 
=== Ombiasa mpitsabo amin'ny zavaboary ===