Pôstmilenarisma : Fahasamihafan'ny versiona roa

tsy misy ambangovangom-panovana
(Pejy momba ny kristianisma)
 
Ny '''postmilenarisma''' dia fampianarana sy finoana ny [[Fiaviana fanindroany|fiavian'i Jesosy Kristy fanindroany]] eto an-tany aorian'ny arivo taona. Iray amin'ireo endrika roan'ny [[milenarisma]] kristiana ny postmilenarisma nefa vitsy ny mpanaraka azy. Ny firehana faharoa be mpanaraka dia ny [[premilenarisma]]. Mifanohitra amin'izy ireo ny [[amilenarisma]] izay tsy mandray ara-bakiteny ny andian-teny hoe "arivo taona". Ny fivoasana ny faminaniana ao amin'ny [[Bokin'i Daniela]] (ohatra: 9.24-27; 12.11-12) sy ny [[Bokin'ny Apokalipsy]] (ohatra: Apok. 7.1-4; 13.18) no niteraka ireo firehana ireo.
26 787

modifications