Pôstmilenarisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Pejy momba ny kristianisma
(Tsy misy mahasamihafa)

Endrik'io pejy io tamin'ny 3 Mey 2020 à 18:22

Ny postmilenarisma dia fampianarana sy finoana ny fiavian'i Jesosy Kristy fanindroany eto an-tany aorian'ny arivo taona. Iray amin'ireo endrika roan'ny milenarisma ny postmilenarisma nefa vitsy ny mpanaraka azy. Ny firehana faharoa be mpanaraka dia ny premilenarisma. Mifanohitra amin'izy ireo ny amilenarisma izay tsy mandray ara-bakiteny ny andian-teny hoe "arivo taona". Ny fivoasana ny faminaniana ao amin'ny Bokin'i Daniela (ohatra: 9.24-27; 12.11-12) sy ny Bokin'ny Apokalipsy (ohatra: Apok. 7.1-4; 13.18) no niteraka ireo firehana ireo.