Prôtestantisma eto Madagasikara: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-65:
Nisongadina tamin'ny fanoherana ny mpanjana-tany ny Protestanta. Ireo avara-pianarana malagasy, indrindra ny mpitsabo sy ny pastora, dia nivondrona tanaty fikambanana talohan'ny taona 1920, dia ny ''[[Vy Vato Sakelika|Vy, Vato, Sakelika]]'' (VVS). Protestanta ny ankamaroany. Nisy koa antoko politika izay nitaky ny fizakantena sy ny fahaleovantenan'i Madagasikara, dia ny ''[[Mouvement démocratique de la rénovation malgache|Mouvement Démocratique de la Rénovation Malgache]]'' (MDRM) niorina tamin’ny 22 Septambra 1946, dia nahitana mpikambana protestanta koa.
 
Tonga teto Madagasikara ny misionera adventista tamin'ny taona 1926 nefa tsy nety niara-niasa tamin'ny misionera protestanta efa tratrany. Niorina ny tobim-pifohazam-panahy tamin’ny taona 1927 tao Manolotrony notarihin-dRavelonjanahary. Tonga teto Madagasikara ny [[Fivondronan'ny Fiangonana Batista Biblika eto Madagasikara|finoana batista]] tamin'ny alalan'ny Misiona Biblikan'i Madagasikara tamin'ny taona 1932. Efa nahatsangana ny sinodany ny fiangonana anglikana tamin’ny taona 1937.
 
Niorina ny tobim-pifohazam-panahy tamin’ny taona 1927 tao Manolotrony notarihin-dRavelonjanahary. Efa nahatsangana ny sinodany ny fiangonana anglikana tamin’ny taona 1937. Niorina ny tobim-pifohazam-panahy tamin’ny taona 1942 tao Ankaramalaza notarihin'i Volahavana Germaine (na Nenilava). Nankahery ara-panahy ny mpino protestanta ny fiorenan'ny tobim-pifohazan'i Farihimena tamin'ny taona 1946 notarihin-dRakotozandry Daniel.
 
==== Fiampagana tamin'ny raharaha 1947 ====
Andalana faha-90:
* ny Fiangonana anglikana: ny [[Eklesia Episkopaly Malagasy|Eklesia Episkopaly Malagasy (Anglikana)]] (EEM);
* ny Fiangonana adventista: ny [[Fiangonana Adventista Mitandrina ny Andro Fahafito eto Madagasikara|Fiangonana Adventista Mitandrina ny Andro Fahafito]];
* ny Fiangonana batista: ny [[Fiangonana Batista Biblika eto Madagasikara]];, ny Fiangonana Batista Finoana, ny Fiangonana Batista ara-Pilazantsara, sns.
* ny Fiangonana pentekotista: ny [[Fiangonana Pentekotista Mitambatra (Madagasikara)|Fiangonana Pentekotista Mitambatra]], ny [[Fiangonan'Andriamanitra]] (Assemblée de Dieu), ny [[Fiangonana Jesosy Mamonjy|Jesosy Mamonjy]].
 
Andalana faha-97:
 
Ny FJKM sy ny FLM ary ny EEM dia mpikambana ao amin'ny [[Fiombonan'ny Fiangonana Kristiana eto Madagasikara]] (FFKM) miaraka amin'ny [[Eglizy Katolika Apostolika Romana (Madagasikara)|Eglizy Katôlika Apôstolika Rômanina]] (EKAR).
 
Manana ny fikambanany koa ireo fiangonana mitovy firehana ka isan'izany ny [[Fivondronan'ny Fiangonana Batista Biblika eto Madagasikara]] (FFBBM) izay mamondrona ireo fiangonana batista biblika eto amin'ny Nosy.
 
== Jereo koa: ==