Fiteny gezy : Fahasamihafan'ny versiona roa

k (Tsipelina)
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
 
[[Sary:Ethiopic genesis (ch. 29, v. 11-16), 15th century (The S.S. Teacher's Edition-The Holy Bible - Plate XII, 1).jpg|vignette|397x397px|Ny Genesisy 29.11-16 amin'ny fiteny gezy tamin'ny taonjato faha-15.]]
Ny '''fiteny gezy''' na '''geezy''', izay atao hoe '''fiteny etiopiana tranainy''' na '''fiteny etiopiana klasika''' dia [[fiteny hamito-semitika]] ao amlin'ny fianakaviam-[[Fiteny semitika|piteny semita]] notetenina hatramin'ny taonjato faha-4 ao amin'ny [[Tandrok'i Afrika]] ary nipoitra avy ao amin'ireo faritra ao atsimon'i [[Eritrea]] sy ao avaratr'i [[Etiopia]]. Ny fiteny gezy dia fiteny ofisialin'ny Fanjakan'i Aksoma avy eo an'ny Fanjakan-dehiben'i Etiopia. Araka ny fanadihadiana tany aloha dia renin'ny ankamaroan'ny fiteny maro izy, nefa tsapa ankehitriny fa mitovy tantana amin'ireo fiteny ireo izay niara-nivoatra taminy izy. Soratana amin'ny abidim-baninteny gezy ny fiteny gezy. Atao hoe ግዕዝ / ge'ez io fiteny io amin'ny fiteny gezy.
 
2 255

modifications