Kônsily tao Kalkedôna: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina sy rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[File:Четвертый Вселенский Собор.jpg|thumb|Konsily tao Kalkedona]]
Ny '''Konsily tao Kalkedona''' na '''Konsily tao Kalsedoana''' dia [[konsily ekiomenika]] fahaefatra teo amin'ny tantaran'ny Fiangonana kristiana izay natao tao [[Kalkedona]] na Kalsedoana tamin'ny taona 430. Tamin'ity konsily ity no nanambaràna ny fananan'i [[Jesoa]] natiora roa, dia natioran' Andriamanitra sy natioran' olombelona. Izany konsily izany no nanoherana an' i [[Eotikesy]], izay nampianatra fa mifangaro ka tsy azo avahana ao amin'ny natioran' Andriamanitra ny natioran' olombelona ao amin' i Kristy. Heverin'ny tao amin'ny konsily ho [[fampianaran-diso]] izany fampianarana izany izay nataony hoe ''[[monofizisma]]''. Ny emperora Teodosio II no nampanao io konsily io. Nivoaka tamin'izany ny [[Fiekem-pinoan'i Kalkedona|Fanekem-pinoanan'i Kalkedona]].