Azia Afovoany: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Central Asia.svg|350px|right|thumb|Azia afovoany]]
I '''Azia Afovoany''' dia faritra afovoan'ny kaontinenta aziatika izay mivelatra manodisin'ny [[ranomasina Kaspiana]], ny [[ranomasin'i Araly]] ary ny [[fahiryfarihy Balkhach]]. Ny firenena izay lazaina fa ao Azia Afovoany dia ireo firenena aziatika dimy izay manana anarana mifarana amin'ny -''stan'' (Kazakstana, [[Ozbekistana]], [[Tajikistana]], [[Torkmenistana]], [[Kirgizistana]]). Raha atambatra ireo firenena dimy ireo dia miisa eo amin'ny 61,5 tapitrisa ny mponina ary 4 tapitrisa km ny velarantany.
 
[[Repoblika sosialista sovietika]] ireo firenen'ny Azia Afovoany ireo talohan'ny taona 1991: i [[Kazakstana]] (16 tapitrisa mponina tamin'ny 2009), i Kirgizistana (5,5 tapitrisa), i Tajikistana (7,3 tapitrisa), ary i Ozbekistana (27,6 tapitrisa). Anisan'ny toerana izay lazaina fa ao Azia Afovoany dia i [[Afganistana]], [[Avaratr'i Irana]], [[Kasimiria]], [[Pakistana]] avaratra, [[Mongolia]] ary tsindraindray koa [[Xinjiang]] ary [[Tibeta]] any Sina andrefana miaraka amin'ny faritra atsimon'i [[Siberia]].