Fiteny hebreo: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications |
Aucun résumé des modifications |
||
Andalana faha-6:
}}
Ny '''fiteny hebreo''' na [[Fiteny hebreo|'''fiteny''' '''hebrio''']] dia [[fiteny semitika]]. Tenin'ny [[Jiosy]] io fiteny io. Teny fampiasan'ny [[Israelita]]
Nanan-kevitra ny hanao ny teny hebreo ho fiteny fampiasa indray ny Jiosy maro tamin'ny taonjato faha-20. Ary lasa tenin'ny firenen'i [[Israely]] tamin'ny 1948 ilay fiteny. Avy amin'ny toerana maro ny mponin'i Israely ka nanapa-kevitra ny hianatra hebreo avokoa izy ireo mba hiteny fiteny iray ihany. Ny fikambanana mifehy ny fampiasana ny teny hebreo dia ny Akademian'ny Fiteny Hebreo.
|