Jeremia (mpaminany): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-2:
I '''Jeremia''' dia mpaminany tao amin'ny [[Fanjakan'i Jodà|Fanjakan'i Joda]] izay heverina araka ny lovantsofina fa nanoratra ny [[Bokin'i Jeremia]] ao amin'ny [[Tanakh]] na ny [[Testamenta Taloha]] ao amin'ny [[Baiboly]]. Teraka tokony ho tamin’ny taona 650 tal. J.K. tao akaikin’i [[Jerosalema (Andro Taloha)|Jerosalema]] i Jeremia. Mbola tanora izy no nantsoin’Andriamanitra hitondra ny teniny, mety mbola tsy ampy 20 taona, tamin’ny andron’i mpanjaka [[Josia (mpanjakan'i Jodà)|Josia]]. Fotoan’ady teo amin’ireo firenena maro ny andro niainan’i Jeremia satria ireo fanjakan-dehibe vaovao dia niezaka nandresy ireo taloha.
 
Nampitandrina ireo [[Mpanjakan'i Jodà|mpanjakan’i.Jodà]] i Jeremia talohan’ny fandravana an'i [[Jodà (fanjakana)|Jodà]] sy ny fahalavoan'i Jerosalema nefa nolazain'ny olona fa mpamadika. Noho izany dia nisy fotoana nanaovana azy an-tranomaizina. Niaritra fahoriana i Jeremia nefa nanamafy ny fifaneraserany tamin’Andriamanitra izany. Nitaraina amin’Andriamanitra ny amin’izany fahasahiranany izany i Jeremia ka izany no nivoahan’ilay atao hoe "[[Fanekem-pinoan'i JermiaJeremia]]".
 
Nanatrika ny faharavan’ny Fanjakan’i Jodà sy ny fandoroana ny [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoly]] ary ny fanaovana [[Fahababoana tany Babilona|sesitany]] ny ampahany amin'ny mponin’i Jerosalema koa izy. Tapitra tamin’izany ny maha firenena afaka an’i Jodà satria azon’i [[Babilonia]].
Andalana faha-11:
Atao hoe ''יִרְמְיָהוּ'' / ''Yirmeyāhū'' i Jeremia amin'ny teny hebreo; izany anarana izany dia midika hoe "Manandratra i ''Yahu'' (i Iahveh)".
 
== NanoratraNy nanoratra ny boky, araka ny lovantsofina ==
Araka ny lovantsofina jiosy dia nanoratra boky ny mpaminany Jeremia, dia ny [[Bokin'i Jeremia]], ireo [[Bokin'ny Mpanjaka]] ary ny [[Bokin'ny Fitomaniana]], ka i [[Baroka zanak'i Nerià]], izay mpanoratra no mpianany, no nanampy azy tamin'ny fanoratana.