Artakserksesy I: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-4:
Taorian'ny famonoana an'i [[Kserksesy I]] rainy tamin'ny taona 465 tal. J.K. dia niakatra teo amin'ny fitondrana i Artakserksesy I. Nampamonoiny avy hatrany ireo rahalahiny sady nofaiziny ireo mpikomy. Noraisiny tao an-dapany i Temistoka avy any Atenay, izay noroahina hiala an'i Persia tamin'ny taona 471 tal. J.K. ka nampiandraiketiny tanàna maro any [[Azia Minora]].
 
Taorian'ny fikomiana nokononkononin'i Inarôsy niaraka tamin'ny Ateniana tamin'ny taona 456 - 454 tal. J.K. dia azon'i Artakserksesy I i Egipta. Izany fandresana izany no niteraka ny fandrimpahalemanfandriampahaleman'i Kaliasy, izay takalon'ny tsy fitsabahany ao [[Kiprosy]] sy any Egipta, ka nahazo antoka ny amin'ny filaminany sy ny fiarovana ny andian-tsambony ao amin'ny [[Ranomasina Egea]] i Atenay.
 
== Artakserksesy ao amin'ny Baiboly ==