Panenteisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-2:
 
== Fiforonan-teny ==
Ny teny hoe ''penenteisma'' dia fanagasiana ny teny vahiny vokatry ny fanambarana ny teny grika hoe πᾶν / ''pân'' "manontolo, tontolo" sy ἐν /''en'' "anaty" ary θεός / ''theós'' "andriamanitra". Ara-bakiteny dia midika hoe "ao aminbamin'Andriamanitra ny zava-drehetra". Ilay filozofa alemàna Karl Christian Friedrich Krause no namorona azy tamin'ny taona 1828 nanoratany ny boky mitondra ny lohateny hoe ''Vorlesungen über das System der Philosophie''. Fihenerana eo anelanelan'ny panteisma sy ny [[teisma]] ny panenteisma.
 
== Fifangaroan'ny ''panenteisma'' sy ny ''panteisma ''==
Sarotra avahana amin'ny panenteisma ny [[panteisma]] izay fiheverana fa ao amin'izao tontolo izao manontolo Andriamanitra fa tsy any ivelany na mihoatra azy<ref><small>Erwin Fahlbusch, Geoffrey William Bromiley, David B. Barrett, ''The Encyclopedia of Christianity pg. 21'', Wm. B. Eerdmans Publishing, 1999 (<nowiki>ISBN 0-8028-2416-1</nowiki>) [https://books.google.com/?id=sCY4sAjTGIYC&pg=PA21 Vakio eto] [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=https%3A%2F%2Fbooks.google.com%2F%3Fid%3DsCY4sAjTGIYC%26pg%3DPA21 tahiry]]</small></ref> <ref name=":0" />. Ka noho izany dia heverina ho manana endrika panenteista sy/na panteista ny fivavahana sy ny filozofia hindoa sy ny fiheveran'ny filozofa sy ny teolojiana sasany an'Andriamanitra toa an'i Plotino sy Giordano Bruno sy i Spinoza.