Fiteny kasmiry: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fiteny
 
Aucun résumé des modifications
Marika: Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Andalana faha-1:
Ny '''fiteny kashmiry''' dia fiteny ao [[India]] ao amin'ny sampana'ny [[fiteny indo-iraniana]] ao amin'ny [[Fiteny indo-eoropeana|fianakaviam-piteny indo-eoropeana]]. Tenenina ao Kashmira ny fiteny kashmiry sady soratana amin'ny [[tarehin-tsoratra arabo]], izay tsy inona fa ny [[abidy arabo]] nasiam-panovana sady karazan'ny abidy persana, sahala amin'ny abidy ordoa na ny devanagry. Taloha io fiteny io dia nosoratana tamin'ny abidy sharda (taonjato faha-8).
 
Amin'ny fiteny kashmiry dia atao hoe کٲشُر / ''kạ̄šur'' na कॉशुर / ''kạ̄šur'' na कश्मीरी / ''kaśmīrī'' izy.