Ondry: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-3:
 
Ompiana eran'izao tontolo izao ny ondry sady mitana anjara toerana lehibe tamin'ny sivilizasiona maro. Amin'izao fotoana izao dia i [[Aostralia]], i [[Zelandy Vao|Zelady Vao]], i [[Sina]], i [[Nizeria]], i [[Patagonia]] ary ny [[Fanjakana Mitambatra]] no faritra mpiompy ondry betsaka indrindra eran-tany. Amin'ny fivavahana maro dia atao [[sorona]] ny ondry, indrindra ao amin'ny [[finoana silamo]] isaky ny fetin'ny Idy al Ada (na Idy el Kebiry).
 
== Jereo koa ==
 
* [[Omby]]
* [[Osy]]
* [[Boriky]]
* [[Soavaly]]
* [[Rameva]]