Ganagana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Voron-drano
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Ohabolana
Andalana faha-4:
 
Maro karazany ny ganagana fiompy, ka isan'izy ireo ny ganagana maitso vozona (''Anas platyrhynchos''), ny dokotra fiompy (''Cairina moschata domesticata''), ny sarin-dokotra.
 
== Ohabolana malagasy momba ny ganagana ==
 
* ''Tsy mba akanga hanidina aho, fa ny ganagana raisina amin' ny tendany.''
* ''Aza manao ganaganalahy, ka ny mitari-dalana indray no mihakely feo.''
* ''Ganagana misasa loha ka samy manao ny saim-pantany.''
 
== Jereo koa ==