Fariseo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''[[Fariseo]]''' dia ireo [[Jiosy]] amin'ny antoko iray tao [[Jodea]] nandritra ny vanimpotoan'ny [[Tempoly Faharoa]], izany hoe tamin'ny taonjato faha-2 tal. J.K. sy ny taonjato voalohany taor. J.K. Atao hoe [[''farisaisma]]'' na ''farizianisma'' ny firehan-kevitra ara-pivavahan'izy ireo. Maro ny fampianaran'ny Fariseo izay tafakambana ao amin'ny lovatsofin'ny Raby. Miavaka ny fampianaran'ny Fariseo noho izy mifototra amin'ny [[Torah am-bava]] mba handraiketana ny lalàna jiosy. Ny tena loharano manoritsoritra ny amin'ny Fariseo dia ny boky nosoratan'i [[Flavio Josefa]] sy ny [[Testamenta Vaovao]] ary ny soratr'ireo [[Raby]].
 
== Ny anarany ==