Sadoseo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-43:
 
==== Ny fomba fijerin'ny Kristiana ny fampianaran'ny Sadoseo ====
Ny fampianaran'ny Sadoseo ([[atao hoe ''sadokeisma]]'' na ''sadoseisma'') sy ny an'ny [[Fariseo]] ([[antsoina hoe ''farisaisma]]'' na ''farizaisma'') dia notsikerain'i [[Jesosy]] araka ny hita ao amin'ny [[Filazantsaran'i Matio]] hoe:
 
"<small>6</small> Ary hoy Jesosy taminy: Mihevera, ka mitandrema ianareo, fandrao azon'ny masirasiran'ny Fariseo sy ny Sadoseo. <small>7</small> Dia niara-nisaina izy ka nanao hoe: Ny tsy nitondrantsika mofo angaha izany. <small>8</small> Ary Jesosy nahalala izany, dia nanao hoe: Nahoana ianareo, ry kely finoana, no miara-misaina satria tsy manana mofo? <small>9</small> Tsy mbola mahafantatra va ianareo, ary tsy tsaroanareo va ny mofo dimy ho an'ny dimy arivo, ka firy harona moa no nangoninareo? <small>10</small> na ny mofo fito ho an'ny efatra arivo, ka firy sobiky moa no nangoninareo? <small>11</small> Ahoana no tsy ahafantaranareo fa tsy ny amin'ny mofo no nolazaiko taminareo? Fa tandremo, fandrao azon'ny masirasiran'ny Fariseo sy ny Sadoseo. <small>12</small> Dia fantany fa tsy nasainy hitandrina izy, fandrao azon'ny masirasira fanaovana mofo, fa andrao azon'ny fampianaran'ny Fariseo sy ny Sadoseo." (''Ny Baiboly'', Mat. 16.6-12).
 
== Jereo koa ==